Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany; koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra

Ny mpitandrina Rakotoniera Christian Eric no nitondra ny hafatr’Andriamanitra tamin’ny alahady 02 Oktobra 2011.
Ny filazantsaran’i Matio 28 : 16 – 20 no nangalana ny hafatr’Andriamanitra tamin’izany :

16 Ary ny mpianatra iraika ambin’ny folo lahy dia nankany Galilia, ho any amin’ilay tendrombohitra nasain’i Jesosy halehany.17 Ary nony nahita Azy izy, dia niankohoka, fa ny sasany niahanahana.18 Ary Jesosy nanatona dia niteny taminy ka nanao hoe: Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany;19 koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina20 sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary, indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.

Here is the Music Player. You need to installl flash player to show this cool thing!

2 réponses à Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany; koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra

  1. poussin dit :

    misaotra anareo mpikarakara ,sy ny pasteur Rakotoniera ,ary mba mangataka vavaka ho an’ireo rehetra aty am,-pitandranomasina ,voninahitra ho an’andriamanitra .

  2. ratefiarison tojo andriamahery dit :

    miarahaba anareo @ anaran’ny Jeso Tompontsika ho.
    finaritra aho namaky ny fampianarana sy fanazavana ny paska.
    ka manery ny tenako hanoratra izao etahetako izao.
    te hafantarta bebekokoa ny tenin’Andriamanitra ny filazan-tsara aho nefa tsy mbola ampy izay efa rehako ka mitarika fisalasalana ny tena hoe; iza ,o tena marina (satria milaza fa tena @oui daholo izay manambara ny). te anontany koa ho hoe ; misy firy moa izao jesosy izao.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*


*

Vous pouvez utiliser ces balises et attributs HTML : <a href="" title=""> <abbr title=""> <acronym title=""> <b> <blockquote cite=""> <cite> <code> <del datetime=""> <em> <i> <q cite=""> <strike> <strong>