FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Efa nohenoiko ny fitarainanao, ary efa hitako ny ranomasonao; indro, hahasitrana anao Aho

Efa nohenoiko ny fitarainanao, ary efa hitako ny ranomasonao; indro, hahasitrana anao Aho

Publié le 12 juin 2022 à 08:06

Alahady 12 jona 2022, alahadin’ny Sekoly FJKM, alahadin’ny Trinite, hibanjinana ny lohahevitra hoe « Mampanjaka ny fahefany ny Tompo« .

Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny 2Tantara 20 : 5 – 9 : « Miverena, ka lazao amin’i Hezekia, mpanapaka ny oloko, hoe: Izao no lazain’i Jehovah, Andriamanitr’i Davida rainao: Efa nohenoiko ny fitarainanao, ary efa hitako ny ranomasonao; indro, hahasitrana anao Aho, ka raha afaka ampitso dia hiakatra ho ao an-tranon’i Jehovah hianao. 6Ary hampiako dimy ambin’ny folo taona ny andronao; sady hamonjy anao sy ity tanàna ity amin’ny tànan’ny mpanjakan’i Asyria Aho; ary hiaro ity tanàna ity Aho noho ny amin’ny tenako sy Davida mpanompoko. 7Ary hoy Isaia: Makà ampempan’aviavy. Ary dia nalainy ka napetany tamin’ny vay, dia sitrana izy.8Ary hoy Hezekia tamin’i Isaia: Inona no famantarana fa hositranin’i Jehovah aho ka hiakatra any an-tranon’i Jehovah raha afaka ampitso? 9Dia hoy Isaia: Izao no famantarana ho anao avy amin’i Jehovah hahalalanao fa Jehovah hanao izay zavatra nolazainy: handroso hàdiny folo va ny aloka, sa hiverina hàdiny folo? « 

Andeha hiombona amin’ny fanompoam-pivavahana :


Lire aussi

18/02/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ilay zanaka adala

Alahady 18 Febroary 2024, alahady voalohany @ vanim-potoanan’ny karemy, mbola hibanjinana ny lohahevitra hoe « Mampitandrina @didiny Andriamanitra« , natokana hitondrana am-bavaka ny Arsiva sy tranom-bakoka manerana ny FJKM. Ny mpitandrina miza-draharaha Andriamifidy Miora no nitondra ny tenin’Andriamanitra araka ny Lioka 15 : 25-32 «  25Fa tany an-tsaha ny zanany lahimatoa; ary nony nody izy ka mby

11/02/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Andeha hiaina @ fahamarinana

Alahady 11 febroary 2024, alahadin’ny Baiboly, mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Mampitandrina @didiny Andriamanitra« , izay nitondran’ny mpitandrina Andriamasinoro Fidimalala ny hafatr’Andriamanitra araka ny Matio 5:20  » Fa lazaiko aminareo: Raha tsy mihoatra noho ny an’ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra amin’ny fanjakan’ny lanitra mihitsy ianareo « 

04/02/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Fankalazana ny faha-40 taonan’ny Asa fitoriana Filazantsara ho an’ny Zatovo sy Ankizy

Alahady 04 Febroary 2024, ankalazana ny faha-40 taonan’ny Asa fitoriana Filazantsara ho an’ny Zatovo sy Ankizy (AFFA), ka andinihin’ny FJKM lohahevitra vaovao @ity volana ity manao hoe « Mampitandrina amin’ny didiny Andriamanitra« . Ny mpitandrina Ranaivoson Andry no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Jeremia 1 : 4-8 « Tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe:5Hatry ny fony ianao tsy

28/01/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Fanokafana ny Jobily faha-75 taonan’ny Sampana Mpanazava sy Tily

Alahady 28 janoary 2024, fanokafana ny Jobily faha-75 taonan’ny Sampana Mpanazava sy Tily (SAMPATI), mbola andinihin’ny FJKM ny lohahevitra hoe « Lehibe ny voninahitry ny Tompo ». Ny mpitandrina Ranarimalala Nirina Harisoa no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Matio 5 : 16 : « 16Aoka hazava eo imason’ny olona toy izany koa ny fahazavanareo mba hahitany ny asa

16/01/2024 A la une . Antso sy filazana

Hafatra ho an’ny Mpandray – fifidianana Diakona 2024

Mifarana ny alahady faha-28 janoary 2024 ny fanavaozana ny karatra hiatrehana ny fifidianana Diakona. Hamarino ary fa any aminao ny karatra maha-mpandray miloko fotsy. Raha toa tsy mbola manana ianao dia ento ny sary roa ny alahady faha-28 janoary hahafahana manavao ny karatrao.

14/01/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ny lanitra mamangy ny tany

Alahady 14 Janoary 2024, mbola andinihantsika ny lohahevitra hoe « Lehibe ny Voninahitr’Andriamanitra« , ka nitondran’ny mpitandrina miza-draharaha, Andriamifidy Miora, ny hafatr’Andriamanitra araka ny Lioka 9 : 28-36 Ny niovan’i Jesosy tarehy tao an-tendrombohitra.Mat. 17.1-13;Mar. 9.2-13.28ARY rehefa tokony ho havaloana taorian’izany teny izany, dia nitondra an’i Petera sy Jaona ary Jakoba Izy ka niakatra tany an-tendrombohitra hivavaka. 29Ary

07/01/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Manavao ny fiainantsika Jesoa, manome fandresena ho antsika Jesoa

Alahady 07 Janoary 2024, alahady voalohany @ity taona ity, andinihina ny lohahevitra hoe « Lehibe ny voninahitr’Andriamanitra« , ka nitondran’ny mpitandrina John Rakotonirainy, SG ny FJKM, ny hafatr’Andriamanitra araka ny Matio 19 : 27-29 «  27Dia namaly Petera ka nanao taminy hoe: Indro, izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka Anao; koa inona ary no ho

31/12/2023 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Andriamanitra miandàny @ olony

Alahady 31 desambra 2023, alahady farany @ taona 2023, anatin’ny lohahevitra hoe « Ankalazao ny Mpamonjy« , nitoriana ny tenin’Andriamanitra araka ny Isaia 26 : 11-15  » 11Jehovah ô, avo ny tananao, nefa tsy jeren’ireo; Tsy maintsy hojereny ihany anefa ny  fahasaro-piaronao amin’ny olonao, ka ho menatra izy; Eny, afo no handevona ny fahavalonao. 12Jehovah ô, manorina fiadanana

25/12/2023 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Noely 2023 : Jesoa Kristy dia Mpanjaka

Krismasy 2023, Arahaba ry ilay nohasoavina, ny Tompo momba anao, « Ankalazao ny Mpamonjy ». Ny mpitandrina Prezida Synodaly Antananarivo Atsinanana, ALIOLIHARIMANARIVO Mahabo Saotra mpitandrina no nitarika sy nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Isaia 11 : 1-10 : Ny amin’ny famonjena hataon’Ilay Solofon’i Davida, sy ny hira fiderana hatao amin’izany1Ary hisy Solofo mitsimoka eo amin’ny fototr’i Jese,

24/12/2023 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Endre ny halalin’ny harena sy ny fahendren’Andriamanitra ary ny fahalalany!

Alahady 24 Desambra 2023, alahady farany @ advento @ity taona ity, ibanjinana ny lohahevitra hoe « Ankalazao ny Mpamonjy ». Ny mpitandrina miza-draharaha Andriamifidy Miora no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny ROmana 11 : 33-36 « 33Endre ny halalin’ny harena sy ny fahendren’Andriamanitra ary ny fahalalany! Tsy hita lany ny fitsarany ary tsy azo fantarina ny lalany! 34Fa