FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Tenin'ny mpitandrina RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo noho ny Paska ary ny programan'ny fiangonana

Tenin'ny mpitandrina RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo noho ny Paska ary ny programan'ny fiangonana

Publié le 07 novembre 2008 à 12:11

« Amin’izao andro paska izao dia faly miarahaba antsika rehetra vahoakan’Andriamanitra, nefa isika rehetra koa, izay mikitika izao takelaka izao.

Dia mirary ny fiadanan’ny Tompo ho aminareo; ary enga anie isika mianakavy tsirairay avy mba samy hihaona amin’Ilay nitsangan-ko velona, Izay vonona hanome fiainana ho antsika rehetra, raha mankasitraka izany isika. Ary raha manana finoana fa Izy no Ilay Masin’Andriamanitra izay nirahiny mba hanome antsika izany fiainana izany.

Dia mirary ny tohin’ny fiainantsika andavan’andro amin’izao 2007 izao.

Misy zavatra anankiroa azo ambara amintsika ato ho ato:

– Ny fifindran’ny fiangonana any amin’ny tempoly izay nohavaozina amin’ny alahady 06 mey 2007; amin’ny 9 ora sy sasany ny fanompoam-pivavahana amin’izany; ka dia amin’izay fotoana izay no hanokafana indray ny fiangonana ho toeram-pivavahana mahazatra

– Ny ezaka fitadiavam-bola mba ho entina miantsoroka ny fandaniana rehetra tamin’izany fanamboarana ny rihana sy fanavaozana tanteraka ny fiangonana izany; amin’ny alahady 10 jona eny amin’ny « Le Capitole« . Efa amidy izao ny fanasana amin’izany, ka dia manantena ny fandraisantsika anjara rehetra satria efa nalamin’Andriamanitra ny hahavitan’ny zavatra rehetra ao amin’io fiangonantsika io.


Lire aussi

29/11/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Sekoly Taninketsa . Toriteny

Advento 2021 : Toriteny an-kira – Sekoly Taninketsa

Tahaka ny fanaony isan’taona dia tamin’ity alahady 28 novambra 2021 ity no nanatanterahin’ny Sekoly Taninketsa ny toriteny an-kira teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo.

07/11/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana

Tafatoetra ny fon’izay miandry ny Tompo

Alahady 07 Novambra 2021 hibanjinana lohahevitra vaovao mandritra ity volana ity « Tafatoetra ny fon’izay miandry ny Tompo » Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Matio 13:36-43 : « 36Ary rehefa nampody ny vahoaka Jesosy dia niditra tao an-trano Izy, ary ny mpianany nankao aminy ka nanao hoe: Lazao aminay ny hevitry ny fanoharana

31/10/2021 Fampianarana . Fanompoam-pivavahana

Nahoana ny kristiana no tra-pahoriana

Alahady 31 oktobra 2021, alahadin’ny Reformarsiona, hamaranana ny fandinihana ny lohahevitra hoe « Miorena ao amin’ny Tompo amin’ny fanasany ». Ny mpitandrina miza-draharaha no nitondra ny fampianarana avy amin’ny Tompo manodidina ny lohahevitra hoe : Nahoana ny kristiana no tra-pahoriana

24/10/2021 Fanompoam-pivavahana

Alahadin’ny Fifohazana FJKM 2021

Alahady 24 Oktobra 2021, nitondrana am-bavaka ny sampana Fifohazana maneranany sahan’ny FJKM. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Eksodosy 24; 11a :  » Ary tsy naninjitra ny tànany tamin’ireo lehiben’ny Zanak’Isiraely Izy « 

17/10/2021 Fanompoam-pivavahana

Alahadin’ny MAMRE FJKM 2021

Notanterahina teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny fanompoam-pivavahana hitondrana ambavaka sy hanohanana ny Masera FJKM (MAMRE). Alahady 17 Oktobra 2021 mbola nibanjinana ny lohahevitra hoe « Miorena ao amin’ny Tompo amin’ny Fanasany »

14/10/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahady 10 oktobra 2021 : Tafika masina

Alahady 10 oktobra 2021, niarahan’ny vahoakan’Andriamanitra avy ao @ FJKM Ambavahadimitafo sy ny FJKM Isoavina Fiorenana miombom-bavaka am-po sy am-panahy teto amin’ny FJKM Isoavina Fiorenana, taorian’ny Tafika masina notanterahina teny an-toerana. Manasa anao hiombona amin’ny fotoam-pivavahana :

14/10/2021 A la une . AFF . Antso sy filazana . Vaovaom-piangonana

Hafatra avy amin’ny mpitandrina taorian’ny Tafika Masina oktobra 2021

« Misaora an ‘i Jehovah ry fanahiko ary izay rehetra ato anatiko misaora ny Anarany Masina . »(Salamo 103:1) 1/Isaorana ny Tompo Andriamanitra fa tontosa soamatsara ny Tafika Masina tany Isoavina Fiorenana. Mankasitraka antsika Sampana, asa, AFF, Mamre, Mpanohana rehetra, indrindra fa ny Fiangonana manontolo nanohana sy nitondra am-bavaka. « Miorena tsara aza miova ary mahefà be amin

03/10/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ary nony tonga ny fotoana, dia nipetraka hihinana Izy mbamin’ny Apostoly

Alahady 03 Oktobra 2021, fanateram-bokatry ny SAMPATI, handinihina ny lohahevitra eto @ sahan’ny FJKM amin’ity volana ity : « Miorena ao amin’ny Tompo amin’ny Fanasany ». Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Lioka 22 : 14 : « Ary nony tonga ny fotoana, dia nipetraka hihinana Izy [Jesoa] mbamin’ny Apostoly » Andeha hiombona amin’izany

02/10/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ataonareo va fa tonga hanome fihavanana ambonin’ny tany Aho?

Alahady 26 Septambra 2021, hitondrana am-bavaka ny sampan’asa FFP (Fiofanana sy fandalinam-pinoana), alahady farany andinihana ny lohahevitra hoe « Miorena ao @ Tompo @ batisa ». Ny mpitandrina Randriambinintsoa Onja Nantenaina no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Lioka 12 : 49 – 53 : «  49Tonga hanipy afo et? ambonin’ny tany Aho, ka manao ahoana ny

21/09/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ny mino miorina ao amin’ny Tompo

Alahady 19 septambra 2021, mbola hibanjinana ny lohahevitra we « Miorena ao @ Tompo @ batisa »; alahady fanateram-bokatry ny antoko mpihira « Antsan’Ambavahadimitafo ». Ny mpitandrina Razakamanantsoa Narinjaka no nitondra ny hafatry ny Tompo avy ao amin’ny Asan’ny Apostoly 8 : 34 – 40 :  » 34Ary ilay tandapa namaly an’i Filipo ka nanao hoe: Masìna hianao, iza