Ny fanasan’ny Tompo dia maneho fa manatrika antsika ny Tompo
Toriteny tamin’ny alahady 20 Novambra 2011.
Alahady 11 aprily 2021, alahadin’ny Dorkasy, nitondrana ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Efesiana 5 : 1-2 » 1Koa amin’izany dia aoka hanahaka an’Andriamanitra hianareo tahaka ny zanaka malala; 2ary mandehana amin’ny fitiavana, toy ny nitiavan’i Kristy anareo, dia ny nanolorany ny tenany ho fanatitra sy ho fanavotana amin’Andriamanitra, ho hanitra ankasitrahana, hamonjy antsika. «
Ny hafatr’Andriamanitra amin’izao alahady paska 2021 izao dia ny avy ao amin’ny Matio 28; 1-10 : » 1ARY tamin’ny alin’ny Sabata, raha vao nazava ratsy ny andro voalohany amin’ny herinandro, dia avy hizaha ny fasana Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray. 2Ary indro, nisy horohorontany mafy; fa nisy anjelin’ny Tompo nidina avy tany an-danitra, dia nankeo
Indro ampitaina amintsika ny lisitry ny mpivavaka nisoratra anarana ny ALAHADY 11 AVRIL 2021 eto @ FJKM Ambavahadimitafo. Hisy fidirana roa : 7h30 (Fidirana Voalohany) 1 Andriamparany Ny Riana 1 2 Andrianjafy Julienne 1 3 Andrianjafy Lovasoa 1 4 Andrianjafy Ny Harena 1 5 Andrianjafy Ny Kanto 1 6 Andrianjakarisoa Fanilo – Haja 2 7
« Aza matahotra ianao, fa efa nanavotra anao Aho; Efa niantso ny anaranao Aho, Ahy ianao. » Isa.43,1 Toy izao ry havana ny fandaminana ny fanompoam-pivavahana amin’ny alahady izao : 1) Misoratra anarana ny mpivavaka rehetra : tsy misy ny fisoratana anarana @site web sy facebook fa miantso ny Birao avy hatrany 034 03 510 56 2)
Alahady 28 martsa 2021, andro voalohany @ herinandro masina, nitondran’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Matio 21; 1-10 : « 1ARY raha nanakaiky an’i Jerosalema izy ka tonga tao Betifaga any an-tendrombohitra Oliva, dia naniraka mpianatra roa lahy Jesosy ka nanao taminy hoe: 2Mankanesa amin’iroa vohitra tandrifinareo iroa, ary miaraka amin’izay dia hahita boriky
Misy ny hafatra avy amin’ny FJKM Foibe manoloana ny Covid-19; fankalazana jobily samihafa an’ireo mpiasam-piangonana; vaovaon’ny sampana; fivoriana eto amin’ny faritra Avaratr’Andohalo…
Ilazana isika mpiara-mivavaka fa hihisy fidirana indroa ny fotoampivavahana eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo @ Alahady Paska 04 aprily 2021 noho ny fihezahantsika hatrany hitandro ny fepetra ara-pahasalamana : 7.30 ora sy 10 ora « Ary indro Jesoa nifanena taminy ka nanao hoe : Ary izy ireo nanatona, dia nihazona ny tongony ka niankohoka teo anatrehany. » (Matio
Alahady 07 Martsa 2021, handinihantsika lohahevitra vaovao eto anivon’ny FJKm amin’ity volana martsa ity : « Mampiorina ny mino ny fizahan-toetra ». Lahady fanateram-bokatry ny sampana Volana sy Kintana ihany koa. Ny hafatr’Andriamanitra nentin’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain dia nalaina avy ao amin’ny Genesisy 22; 11-19 : « 11Fa niantso azy Ilay Anjelin’i Jehovah tany an-danitra ka nanao hoe:
Alahady 28 febroary 2021, faharoa @ Karemy, mamarana ny lohahevitra hoe « Mampiorina ny mino ny tenin’Andriamanitra » eo amin’ny sahan’ny FJKM. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny II Tantara 12 : 1-8 : « 1Ary Rehoboama, rehefa nampandry ny fanjakany sady efa nahery, dia nahafoy ny lalàn’i Jehovah izy sy ny Isiraely rehetra.2Ary