FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Randrianarisoa Alain

Fahasahiranana eo amin’ny Foibe FJKM

Publié le 23 mai 2020 à 03:05

FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARASYNODAMPARITANY ANTANANARIVO ATSINANANAFITANDREMANA AMBAVAHADIMITAFO « Koa aza matahotra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » II Tim 1 : 8Ambavahadimitafo, 22 mai 2020 Ho an’ny mpianakavy amin’ny finoana manerana izao tontolo izao, indrindra fa isika zanak’Ambavahadimitafo. Antony : Fanentanana Ry havana, ho aminareo anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika ilay miakatra eo amin’ny

» Tohiny...

Andro Niakarana 2020 : « Mankalazà an’Andriamanitra, eny, mankalazà; mankalazà ny Mpanjakantsika, eny, mankalazà » Salamo 47/6

Publié le 21 mai 2020 à 05:05

Manasa anao hiara-hiombona amin’ny fanompoam-pivavahana Alakamisy 21 mey 2020 teto @ FJKM Ambavahadimitafo

» Tohiny...

Fanompoam-pivavahana Alahady 17 mey 2020

Publié le 17 mai 2020 à 07:05

Manasa anao hanaraka ny fanompoam-pivavahana teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny alahady 17 mey 2020

» Tohiny...

Fanentanana avy @ mpitandrina Randrianarisoa Alain, 15 mey 2020

Publié le 17 mai 2020 à 01:05

Tojo tsy fahasalamana ny vadin’ny mpitandrina teo aloha, ramatoa Ranaivoson Fara, ka izany indrindra no anaovan’ny mpitandrina antso tolo-tànana amintsika. Ary faharoa, eo koa ny famitàna ny trano fidiovana…

» Tohiny...

Ezaka trano fidiovana

Publié le 11 mai 2020 à 10:05

« Fa maty ny finoana raha tsy misy asa » Jakoba 2 Izany no tenin’Andriamanitra hifampiarahabantsika sy hifanentanantsika, notarihin’ny fanahin’Andriamanitra hiara-mivavaka eto amin’ity FJKM Ambavahadimitafo ity. Madiva ho vita ny fanamboarana ny trano fidiovana ato atsinanan’ny trano fiangonana. Isaorantsika an’Andriamanitra ny amin’ny ezaka efa nataontsika tsirairay avy, na ny fiangonana, ny tompon’andraikitra, ny teknisiana, izay rehetra niasa

» Tohiny...

Fanompoam-pivavahana Alahady 10 mey 2020

Publié le 10 mai 2020 à 07:05

Manasa anao hanaraka ny fanompoam-pivavahana teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny alahady 10 mey 2020

» Tohiny...

Fanompoam-pivavahana Alahady 03 mey 2020

Publié le 03 mai 2020 à 06:05

Manasa anao hanaraka ny fanompoam-pivavahana Alahady faha-3 aorian’ny Paska. Lohahevitra vaovao koa ho amin’ity volana mey ity : « Ankatoavy ny fitarihan’ny Fanahy Masina » Ho an’Andriamanitra irery anie ny voninahitra. Amen.

» Tohiny...

Lisitry ny mpiangona – Alahady 03 mey 2020

Publié le 02 mai 2020 à 08:05

Taorian’ny fisoratana anarana dia hisy fidirana in-3 ny FJKM Ambavahadimitafo ny Alahady 03 mey 2020. Toy izao ary ny fandaminana : Fidirana 7 ora 45 maraina N° ANARANA 1 Andrianatoandro Mihary Soa 2 Rambinintsoa Holy 3 Disaine Lala 4 Andriamparany Ny Rina 5 Ratsaraibe Voahirana. 6 Rakotoanosy Faly 7 Rakotoanosy Evelyne. 8 Andriamanday Ny Kanto

» Tohiny...

Fanompoam-pivavahana Alahady 26 aprily 2020

Publié le 26 avril 2020 à 05:04

Manasa anao hanarana ny fanompoam-pivavahana voalohany tao aorian’ny fihibohana, ny alahady 26 aprily 2020 tao @ FJKM Ambavahadimitafo

» Tohiny...

Lisitry ny olona hivavaka Alahady 26 aprily 2020

Publié le 25 avril 2020 à 04:04

Toy izao ny fandaminana rahampitso Alahady 26 aprily 2020 : 1. Misy fidirana in – telo rahampitso.( 8 h 00 – 9 h 30 – 11 h 00 ). 2. Hiangaviana ireo mpiangona mba samy hivonona hitondra penina satria misy kahie ho fenoina mombamomba antsika . 3. Mbola mitoetra foana ireo fepetra ara – pahasalamana

» Tohiny...