Toriteny tamin’ny alahady 13 novambra 2011. Nangalana ny hafatr’Andriamanitra tao amin’ny Asan’ny Apostoly 2 : 42 “Ary izy ireo naharitra tamin’ny fampianaran’ny Apostoly sy ny fiombonana sy ny famakiana ny mofo ary ny fivavahana.”
Ity volana novambra ity dia natokan’ny FJKM mba hibanjinantsika ny asa fitoriana ny filazantsara, ka izay no hijerentsika manokana ny bokin’ny Asan’ny Apostoly.
Here is the Music Player. You need to installl flash player to show this cool thing!

Chargement...
Tena fankaherezana ho ahy aty an -tany lavitra aty ny famakiana ny teny masina izay atolotra ho ahy ,voninahitra ho an’Andriamanitra