FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Vavaka nampianarin’ny Tompo

Rainay izay any an-danitra,
hohamasinina anie ny anaranao.
Ho tonga anie ny fanjakanao.
Hatao anie ny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.
Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay.
Ary mamelà ny helokay tahaka ny namelany izay meloka taminay.
Ary aza mitondra anay ho amin’ny fakam-panahy
Fa manafaha anay amin’ny ratsy.

Fa Anao ny fanjakana sy ny hery ary ny voninahitra mandrakizay.

Amena.