FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Vavaka fanetren-tena

Tompo ô, tsy mendrika hatao hoe zanakao aho !
Tompo ô, tsy mendrika ny hidiranao ao ambanin’ny tafotranoko aho !
Tompo ô, tsy mendrika ny hitsimpona izay sombintsombiny latsaka avy amin’ny latabatrao akory aho.

Kanefa hoy Ianao hoe :
“Izay manatona Ahy dia tsy mba ho laviko mihitsy”.

Amena.