FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fanekem-pinoana voalohany

Mino an’ Andriamanitra Ray Tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany aho.
Ary mino an’ i Jesoa Kristy Zanany lahy Tokana Tompontsika,
Izay notorotoroina tamin’ ny Fanahy Masina.
Naterak’ i Maria Virjiny.
Nijaly raha nanapaka i Pontio Pilato.
Nohomboana tamin’ ny hazo fijaliana.
Maty ka nalevina.
Nidina tany amin‘ny fiainan-tsy hita.
Nitsangana tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo.
Niakatra ho any an- danitra.
Mipetraka eo an- kavanan’ Andriamanitra Ry Tsitoha.
Avy any no hiaviany hitsara ny velona sy ny maty.

Mino ny Fanahy Masina aho.
Ny Fiangonana Masina manerana izao tontolo izao.
Ny fiombonan’ny olona masina.
Ny famelan-keloka.
Ny fitsanganan ‘ny tena amin’ny maty.
Ary ny fiainana mandrakizay.

Amena.