FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Volana sy kintana

Ny Volana sy Kintana no mikarakara ny Fety Krismasy eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo. Manohana ny ankizy ety amin’ny manodidina ny fiangonana koa izy, amin’ny alalan’ny fitsangatsanganana na fitsidihana orinasa, fampitaovana, sns…