FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Vokovoko manga

Ny Tetik’asa Mendrika no sampana Vokovoko manga eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo. Miady, misoroka ary mitaiza ny olona amin’ny fisorohana na fialàna amin’ny toaka sy ny zava-maha-domelina.