FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Vaomieran’ny fanisana

Ny Vaomiera Fanisana dia niforona tamin’ny taona 2007, noho ny fifidianana diakona 2008-2011. Ity Vaomiera ity no niandraikitra ny fanisam-bato tamin’izany. Mbola nitohy ny asany ka nanjary niandraikitra ny fanisana ny kristiana eto amin’ny fiangonana izay ankehitriny sy ny fanaovana ny fiche de renseignement ho an’ny tsirairay