FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Vaomiera Asa sosialy

Ny Asa Sosialy dia misokatra ho amin’ny :

  • fihainoana ny hafa tra-pahasahiranana
  • ho amin’ny fifampidinihana aminy
  • ary ho amin’ny fanohanana sy fanolorana azy tantsoroka

Action sociale :

  • ouverture à l’écoute de l’autre en difficulté
  • à la pratique du dialogue
  • et de l’accompagnement

Raisiny koa anefa ny endrika fanampiana rehetra azo atao avy amin’ny tsara sitrapo, toy ny :
* toro-làlana sy toro-hevitra
* zavatra (fitafiana olon-dehibe sy fitaovam-pianarana…)
* asa aman-draharaha (tolotra sy tinady)
* vola izay harotsaka avy hatrany amin’ny Kaontin’ny FJKM Ambavahadimitafo

Fanamarihana:

Ny mpiandraikitra ny asa sosialy dia azo ifandraisana isaky ny Alahady maraina ary koa amin’ny telefaonina laharana 22 540 16