FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fifohazana

Ny sampana Fifohazana dia manao ny asa sy fampaherezana amin’ny alàlan’ny fametrahan-tànana sy ny fandroahina devoly. Ny mpiakambana ao dia mpiandry, mpiomana, sakaizan’ny fifohazana. Isaky ny alahady faharoa aorian’ny fotoam-pivavahana no hanatanterahana izany fotoana fampaherezana izany