FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Tatitra Asa Sosialy 2009

Tatitra Asa Sosialy 2009

Publié le 05 janvier 2010 à 01:01

Ny lahasa sy ny fandaniana nataon’ny Asa Sosialy teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo nandritra ny taona 2009

Toy izao ny tatitra momba ny entimanana, ny lahasa ary ny fandaniana nataon’ny Asa Sosialy eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo nandritra ny taona 2009:

I-Ny entimanana – Les ressources

Taona 2009 Fanamarihana
Fanomezana avy @Fiangonana -Allocations de la Paroisse Ar 3.190.000 Voasoratra ao amin’ny tetibolan’ny Fiangonana – Inscrit au budget de la Paroisse
Fanomezana avy @ Olona tsirairay Contributions particulières Ar 1.687.000 Raki-pisaorana – Fanomezana avy eto an-toerana sy avy any ivelany – Actions de grâce et Dons sur place et de l’extérieur
Vonjy nindramam-bola Secours remboursable Ar 90.000 Namidy fanafody – Pour achat de médicaments
Tambatra Total Ar 4.967.000

II – Endriky ny Lahasa sy ny fandaniana 2009- Nature des dépenses occasionnées par les activités 2009

Taona 2009 Fanamarihana
Nividianana sakafo isam-bolana ho ana fianakaviana vitsivitsy sahirana Achat mensuel de nourriture pour  quelques familles nécessiteuses

Ar 1.405.000

Ariary no sandam-bola ampiasaina

Chiffres libellés en Ariary

Fitsaboana (fanafody, sakafo, solomaso)

Frais médicaux  (médicaments, nourriture, lunettes)

Ar 288.700

Saram-pianarana (kojakoja, ekolazy) Frais de scolarité (fournitures, écolage) Ar 727.000
Fanampiana noho ny fahafatesana Frais occasionnés par un décès Ar 90.000
Fikarakarana zokiolona tsy manam-piahy Assistance à des personnes âgées sans soutien Ar 60.000
Fanampiana mpitandrina misotro ronono sy mpianatra mpitandrina/ ny fianakaviany

Secours pour pasteurs retraités et étudiants  de la Faculté de théologie/ famille

Ar 30.000
Fangatahana fanampiana avy @ fiangonana fjkm sahirana Secours sur demande de paroisse en difficulté
Fanampiana ireo sahirana @ hofan-trano Secours pour loyers impayés
Fanarenana trano simba noho ny rivo-doza Réhabilitation  suite dégâts cycloniques Ar 1.170.000
Fanampiana tsy an’asa (varotra kely , hody lavitra)  Soutien pour création d’emploi( petits commerces ou frais de transport) Ar 625.000
Fanampiana  katekomena sahirana Allocations pour cathécuménes en difficultés Ar 120.000
Samihafa /  Fanampiana vola Divers / secours en espèces Ar 183.400
Fikarakarana Zaza kamboty (cantine, fitaovana…) Accueil d’enfants orphelins (cantine, fournitures…) Ar 20.000
Fanampiana ho an’ny Voafonja Ar 20.000
Famerenam-bola Ar 90.000
TambatraTotal Ar 4.829.100

Antananarivo, faha 24 Desambra 2009


Lire aussi

02/08/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Miorena amin’ny asa tsara

Alahady 01 aogositra 2021, nanatanterahan’ny Tetik’asa Mendrika (Vokovoko manga) ny vokatra, ary handinihana amin’ity volana ity ny lohahevitra hoe « Miorena amin’ny asa tsara » izay nangalan’ny mpitandrina RANDRIANARISOA Alain ny hafatr’Andriamanitra. Andeha hiombona amin’izany fotoam-pivavahana izany :

27/07/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Inty aho, iraho aho

« Masina, Masina! Masina Jehovah Tompon’ny maro, heniky ny Voninahiny ny tany rehetra » Alahady 25 Jolay 2021, alahady faha-8 manaraka ny Trinite hamaranana ny lohahevitra hoe « Miorena amin’ny antson’ny Tompo ». Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Isaia 6 : 8 « Inty aho, iraho aho » Andeha hiombona amin’ny fotoam-pivavahana :

24/07/2021 Fanompoam-pivavahana

Fanokanana Masera MAMRE FJKM Ambavahadimitafo 24 jolay 2021

Notokanana ho Masera MAMRE F.J.K.M. i : – RAFARAMALALA Christine – RAZAZAROHAVANA Pierrette – RAMILISOA Dina Raymonde Elisa – RANDRIANJANAHARY Minah Felaniony Teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny asabotsy 24 jolay 2021 Araho ny fotoana tamin’izany :

20/07/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ho tompon-daka any amin’ny Fanjakan’Andriamanitra

Alahady 18 Jolay 2021, hiombonana @ sampana Fivondronana Laika manerana ny FJKM, hibanjinana amin’ity volana ity ny lohahevitra hoe « Miorena @ antson’ny Tompo« . Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Filipiana 3:12-16 : « 12Tsy toy ny efa nahazo sahady aho, na efa tanteraka sahady; fa miezaka aho hihazona izay nihazonan’i Kristy

11/07/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahadin’ny STK – 11 jolay 2021

Alahady 11 Jolay 2021, alahadin’ny STK, nitondran’i Pasteur Misaina ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Jaona 10;1-10. Handeha hiombona amin’izany fanompoam-pivavahana izany :

05/07/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahady fetim-bokatra 04 Jolay 2021

Tanteraka soa aman-tsara teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny Fetim-bokatra 2021 niarahana tamin’ny Fiangonana manontolo sy ireo zanaka am-pielezana; fotoana lehibe eo amin’ny fiainan’ny fiangonana. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Genesisy 12 ;1-9 :  » dia hahatonga anao ho firenena lehibe Aho sady hitahy anao sy hahalehibe ny anaranao; ary

28/06/2021 Antso sy filazana

Fandaminana volana Jolay 2021

Toy izao no fandaminana avy amin’ny Biraon’ny fitandremana ho amin’ny fanompoam-pivavahana manomboka ny volana Jolay 2021 * Fidirana in-1 ihany : amin’ny 9ora * Misy ny fivorian’ny Mpihevi-draharaha – Fivorian’ny Mpandray – Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo * Miverina manatanteraka ny fivoriana sy ny asany ny Sampana – Fikambanana – Asa Ho an’Andriamanitra ny Voninahitra

27/06/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Fampianarana Alahady 27 jona 2021

Alahady 27 Jona 2021, alahady farany hibanjinana ny lohahevitra hoe « Anorenana ny maha-kristiana ny finoana », hitondrana am-bavaka ny firenena. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny fampianarana avy amin’ny tenin’Andriamanitra anio : Ilay finona avy amin’Andriamanitra (Matio 16;13-19) Fibebahana sy fanetre-tena (II Mpanjaka 22; 11-20) Manome Voninahitra an’Andriamanitra (I Korintiana 1; 4-9) Andeha hiombona amin’izany

22/06/2021 A la une . Antso sy filazana

Fanasàna fetim-bokatra 2021

FANASANA FETIM-BOKATRA ALAHADY 04 JOLAY 2021 « Dia hahatonga anao ho firenena lehibe Aho sady hitahy anao sy hahalehibe ny anaranao ; ary ho fitahiana tokoa ianao » Gen.12,2 Manasa anao sy ny ankohonanao ary ny fianakaviana manontolo hiaraka hiombom-bavaka amin’ny 9ora maraina ny  alahady 04 jolay 2021 :  Hisy ny fiarahana mandray ny Fanasan’ny Tompo  Hisy ihany koa ny

22/06/2021 Antso sy filazana

Fandaminana Alahady 27 Jona 2021

Mampatsiahy antsika ny Biraon’ny fitandremana fa hihisy fidirana in-droa ny fanompoam-pivavahana amin’ny Alahady 27 Jona 2021 : 8 ora maraina 10 ora maraina Marihina fa tsy misy akory ny fisoràtana anarana. Entanina hatrany isika hitandro ny fepetra ara-pahasalamana manoloana ny Covid-19. Tahian’ny Tompo