Miorena ao amin’ny Tompo amin’ny batisa
Alahady 05 septambra 2021, alahady faha-14 manaraka ny Trinite :
– nanatanterahan’ny Antoko Mpihira Ambavahadimitafo (AMA) ny vokatra
– hibanjinana amin’ity volana Septambra ity ny lohahevitra hoe « Miorena ao @ Tompo @ batisa »
– nitsofana rano ny mpitandrina Randrianasolo Elinah niza-draharaha teto @ fiangoana
Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Lioka 3 : 21-22 : » 21ARY rehefa natao batisa ny vahoaka rehetra, ary Jesosy koa efa natao batisa sy nivavaka, dia nisokatra ny lanitra; 22ary ny Fanahy Masina nidina teo amboniny, ka ny endriny dia tahaka ny voromailala; ary nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Hianao no Zanako malalako; Hianao no sitrako «
Andeha hiombona @izany fotoam-pivavahana izany :