Mihavàna haingana
Fotoam-pivavahana Alahady 21 Jona 2020 teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, fankalàzana ny faha-185 taona nanoratana ny baiboly tamin’ny teny malagasy; alahadin’ny zokiolona sy fetin’ny Ray.
Fa manan-kambara aminao koa Andriamanitra anio :
« 25 Mihavàna faingana amin’ilay manana ady aminao, raha mbola miara-dia aminy hianao, fandrao ilay manana ady aminao hanolotra anao amin’ny mpitsara, ary ny mpitsara kosa hanolotra anao amin’ny mpamatotra, ka hatao ao an-trano-maizina hianao », Matio 5 : 25
Manasa anao hiara-hiombona amin’ny fanompoam-pivavahana :