FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Lisitry ny mpiangona Alahady 10 mey 2020

Lisitry ny mpiangona Alahady 10 mey 2020

Publié le 09 mai 2020 à 09:05

Indro alefa amintsika ny lisitrin’ny mpiangona ny alahady 10 may 2020.

Raha misy fanamarihana dia afaka miantso amin’ny laharana 034 36 311 76.

Dia mbola mitoetra avokoa ireo fepetra ara – pahasalamana.

Fidirana 07 ora 45 maraina

1 Andrianatoandro Mihary Soa
2 Rambinintsoa Holy
3 NatsIry Soloniaina
4 Andriamparany Ny Rina
5 Ratsaraibe Voahirana.
6 Razafimbelo Florent
7 Ralinohatra Voahangy
8 Andriamanday Ny Kanto
9 Andriamanday Ny Harena
10 Andrianjafy Nivovololona
11 Mpanampin’Andrianjafy Nivovololona
12 Andrianjafy Juliienne
13 Rakotoalimanana Haingo
14 Rakotoalimanana Haingo
15 Rakotoalimanana Haingo
16 Rakotoalimanana Haingo
17 Ravelojaona Valisoa
18 Raheliarisoa Lalaina
19 Rakotonandrianina Nehemia
20 Rakotonandrianina Jedidia
21 Rakotonandrianina Naoumie
22 Mme Aimée
23 Rasoarinoro Zoe 
24 Rakotomanana Finoana
25 Randrianasy Fetra
26 Randrianasy Patrick
27 Razafiarison Jean Christian
28 Razafiarison Amanda

Fidirana 09 ora maraina

1 Rakotoanosy Anja.
2 Razafintsalama Simon Joseph
3 Razafintsalama Simon Joseph
4 Andrianarivelo Jonatana.
5 Ralison Jenni.
8 Ranosiarisoa Christine.
9 Raharinihoby Elprime
10 Raharinihoby Elprime
11 Nathalie
12 Randrianantoandro Marius J
13 Randrianantoandro Tsiry
14 Ramarolahy Remus
15 Randrianantoandro Miarantsoa
16 Ramarimalalanirina Aurélie,M
17 Rahantalalao Claire

Fidirana 10 ora 15 maraina

1 Raminosoa Mbola Jaona
2 Raminosoa Isabelle.
3 Randriamanga Niry
4 Randriamanga Niry
5 Lalao Robert
6 Lalao Robert
7 Raharivonimbelo Josiane
8 Raharivonimbelo Josiane
9 Raharivonimbelo Josiane
10 Meva
11 Ramamonjisoa Tiana
12 Vololonirina Lalao
13 Vololonirina Lalao
14 Vololonirina Lalao
15 Vololonirina Lalao
16 Randriamanga Niry
17 Randriamanga Niry
18 Lalao Robert
19 Lalao Robert
20 Raharivonimbelo Josiane
21 Raharivonimbelo Josiane
22 Raharivonimbelo Josiane
23 Meva
24 Ramamonjisoa Tiana
25 Vololonirina Lalao
26 Vololonirina Lalao
27 Vololonirina Lalao
28 Vololonirina Lalao
29 James Norosoa

Mirary soa samy ho tahian’Andriamanitra.


Lire aussi

29/01/2023 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ny fiheverana Kristiana momba ny aretina sy ny loharanon’ny fanasitrànana

Alahady 29 Janoary 2023, andinihana farany ny lohahevitra hoe « Mpahary izao rehetra izao ny Tompo ». Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny fampianarana araka ny lohahevitra hoe « Ny fiheverana Kristiana momba ny aretina sy ny loharanon’ny fanasitrànana ». Manàsa anao hiombona @ fanompoam-pivavahana :

22/01/2023 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Fa Jehovah no Andriamanitra tokoa, eny, Izy no Andriamanitra velona sy Mpanjaka mandrakizay

Alahady 22 janoary 2023, hitondrana am-bavaka ny FFKM, ary mbola handinihina ny lohahevitra hoe « Mpahary izao rehetra izao ny Tompo ». Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Jeremia 10:6-13 «  6Tsy misy tokoa izay tahaka Anao, RY TOMPO ô;lehibe Ianao, ary lehibe amin’ny hery ny anaranao.7Iza no tsy hatahotra Anao, ry

10/01/2023 Antso sy filazana . Vaovao

Katekomena 2023

 » Atongilano ny sofinareo , ka mankanesa aty amiko, mihainoa dia ho velombelona ny fanahinareo… », Isaia 55 : 3 Miarahaba antsika amin’ny anaran’i Tompo. Araka ny efa nolazaina tamin’ny raharahan’ny fiangonana dia efa misokatra ny fisoratana anarana ho an’ireo izay manam – paniriana hiditra ho mpianatra katekomena amin’ity taona 2023 ity. Noho izany dia azontsika

08/01/2023 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahady 08 Janoary 2023

Alahady 08 Janoary 2023, mbola hibanjinana ny lohahevitra hoe « Mpahary izao rehetra izao ny Tompo ». Ny mpitandrina miza-draharaha Tinarisoa Miora no nitondra ny hafatr’Andriamanitra. Manasa anao hanaraka ny fotoana :

01/01/2023 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Taombaovao 2023 : Ary Jehovah Andriamanitra nanao saha tao Edena tany atsinanana, ka napetrany tao ralehilahy izay noforoniny… hiasa sy hitandrina azy

Ankino amin’i Jehovah ny làlanao ary matokia Azy fa ataony tanteraka izany. Miarahaba anao nahatratra izao taona vaovao izao ka mirary soa anao ho fenoin’ny Tompo ny fitahiany Tompo ianao mandritra izao taona 2023 izao. Alahady 01 Janoary 2023, andro voalohany, alahady voalohany amin’ity taona 2023 ity, andinihina ny lohahevitra amin’ity volana ity manao hoe

25/12/2022 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Noely 2022 : Arahaba, ry ilay nohasoavina, ny Tompo momba anao

« Arahaba, ry ilay nohasoavina, ny Tompo momba anao », Lioka 1:28 Arahabaina ianao nahatratra izao Krismasy 2022 izao, mbola hibanjinantsika ny lohahevitra hatrany hoe « An’ny Tompo ny Fanjakana ». Andeha hiombona amin’izany fanompoam-pivavahana krismasy izany :

22/12/2022 A la une . AMA . Antso sy filazana

Noely 2022 : Ny hatsarany

Atolotry ny Antoko Mpihira Ambavahadimitafo ny Sabotsy 24 desambra 2022 @ 06.30 ora hariva, antsan-kira Noely 2022 mitondra ny lohateny hoe « Ny hatsarany ». Manasa anao hiombona amin’izany fotoana izany eny @ FJKM Ambavahadimitafo. Mirary krismasy sambatra !

18/12/2022 A la une . Fanompoam-pivavahana . Katekomena . Toriteny

Alahady fanokanana Katekomena « Sandratra 2022 »

Alahady 18 desambra 2022, fotoana nanokanana ny katekomena andiany « Sandratra » teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo. Mbola anatin’ny lohahevitra hoe « An’ny Tompo ny Fanjakana ». Ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Lioka 12 : 32-40 no nanotoriana tamin’izany : « 32Aza matahotra, ry ondry vitsy, fa efa sitraky ny Rainareo ny hanome anareo ny fanjakana. 33Amidio ny fanananareo, ka manaova fiantrana;

11/12/2022 A la une . Fanompoam-pivavahana . STA . Toriteny

Izay rehetra manana dia homena; fa ny amin’izay tsy manana kosa, na dia izay ananany aza, dia halaina aminy

Alahady 11 desambra 2022, natokana ho an’ny Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra na Sekoly alahady manerana ny FJKM ary mbola andinihina ny lohahevitra hoe « An’ny Tompo ny Fanjakana« . Ny mpitandrina Rakotoarisoa Heritiana, filohan’ny Sekoly Alahady Foibe no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Lioka 19:11-28 : « 11Raha mbola nihaino izany ny olona dia nandroso niteny ihany Jesosy ka

04/12/2022 A la une . Fanompoam-pivavahana . Jobily 25 taona Past. Alain Randrianarisoa . Toriteny

Alahady 04/12/2022 : Haleloia, hidera an’i Jehovah @ foko rehetra aho

Ny Alahady 04 desambra 2022 kosa no fotoana nankalazana an’Andriamanitra, niaraka tamin’ny fiangonana manontolo sy ny zanak’am-pielezana noho ny Jobily faha-25 taona nitandreman’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain mivady. Manàsa anao hiombona amin’izany fotoana izany :