Ireo efa vita sy ny mbola hilana ezaka momba ny rihana
Efa vita ny fanamamboarana ny trano fiangonana nasiana rihana :
– nosoloina ny gorodona,
– nohavaozina ny alitara,
– natsaraina ny hazavana,
– nolokoina ny ny anatiny sy ny ivelany,
– nalana ny ramanavy tao amin’ny tafo.
Mbola mitohy ny fanatsarana maro ary anisan’izany ny mbola hanolona ny gorodana ao amin’ny paositrano, ny fanatsarana ny fampidirana rivotra, ny fametrahan ny tapis ary ny fanamafisam-peo.