FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fandaharana Fetim-boatra 6 Jolay 2014

Fandaharana Fetim-boatra 6 Jolay 2014

Publié le 05 juillet 2014 à 09:07

FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
SYNÔDAM-PARITANY ANTANANARIVO ATSINANANA
FITANDREMANA AMBAVAHADIMITAFO

FETIM-BOKATRA FAHA-10
2005-2014

AMIN’NY 9 ORA MARAINA

« Aminao no hitahiana ny firenena rehetra »
(Galatiana 3 :8)

NY MPITANDRINA : RAKOTONIERA Christian Eric

Loholona sy Diakônina : MAHARITRA
Mpitendry Zavamaneno : RAVELOSON Nandrianina
(DIAKÔNA)

Zavamaneno
Fiarahabana apôstôlika
Salamo 104 : 27-35
Antema 16
Sitrapon’Andriamanitra
Sambatra ny mahitsy làlana
Vavaka fifonana
Hira 514
Famelankeloka
Sambatra ny olona izay voavela
Hira FF 7
Fanekem-pinoana Apostolika
Zavamaneno
Hira Taninketsa
Vavaka fitsilovana
Soratra Masina
Genesisy 12 :1-5
Marka 2 : 13 -17
Galatiana 3 : 6 -9
Ray Masina ô ! manamasina anay
Hira FIFOHAZANA FAHA 70
TORITENY
Zavamaneno
Vavaka fangatahana ny faha-150 taona
Raharaham-piangonana
RAKITRA ALITARA (mifandimby mihira ny Antoko Mpihira)
Hira fanolorana ny rakitra « Ry Tompon’ny harena ô ! »
Hira AMA
FANASAN’NY TOMPO
Teny Fanasana
Vavaka fisaorana
Hira Antema 1
Teny Fanorenana
Hira 167 : 2
Vavaka fangatahana ny Fanahy Masina
Fanandratana ny mofo sy Kapoaka
Hira 167 : 3
Tompo ô ! tsy mendrika
Fizarana: FF 33- FF 34
Fandraisana
HAFATRY NY APÔSTÔLY MASINA
Hira: AMA Fanangonana RAKI-PISAORANA SY KAPOAKA
ZAVAMANENO (FEON-KIRA FFPM 3)
LAVANTIM-BOKATRA
TSODRANO
VAVAKA MANGINA – TRINITE MASINA

FIHIRANA FIFOHAZANA FAHA 70

1. Ry Fanahy Masina ao ambony
Irak’i Jeso Tompo
Izahay aty dia mila vonjy,
Hafanao, hatanjaho !

Fiv : Ry Fanahy Masina ô ! midina
Hanafana, hampahery
Izany fo lazolazoim-pahotana,
Ô vonjeo sao very .

2. Ry Fanahy Masin-Janahary,
Hazavao re ny sainay
He ny fonay osa sy marary,
Mba sitrano handresenay
Fiv…

3. Ô ry Afo-Masin’i Jesôsy
‘Zay irin’ny firenena
Iasanao koa re ty Nosy
Mba handray ny famonjena
Fiv….


Lire aussi

17/06/2021 A la une . Antso sy filazana

Fetim-bokatra 2021 : hafatry ny mpitandrina

Araho ny fanentanana entin’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain ho an’ny alahady 04 Jolay 2021 eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, hanatenterahina ny fetim-bokatra, fotoan-dehibe hitondrana am-bavaka ny asan’Andriamanitra eto anivon’ny fiangonana ary hitondrantsika izay notahian’Andriamanitra antsika, ho enti-manana ho an’ny fiangonana.

13/06/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ento ity zaza ity, ka tezao ho ahy, fa izaho handoa ny karamanao

Alahady 13 Jona 2021, hitondrana am-bavaka ny Sekoly FJKM. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Eksodosy 2:1-10 : « Ary nisy lehilahy anankiray avy amin’ny mpianakavin’i Levy lasa naka vady tamin’ny zanakavavin’i Levy. Dia nanan’anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy; ary rehefa hitany fa zaza tsara izy, dia nafeniny telo volana. Ary

08/06/2021 A la une . Antso sy filazana

Fandaminana Jona 2021

Finaritra, Indro ampitaina amintsika ny fandaminana : 1 – Alahady 13 jona : – fidirana in-2 : @8 ora sy 10 ora – tsy misy fisoratana anarana 2- Mbola miato mandritry ny volana jona : * Mpihevi-draharaha – Fivorian’ny Mpandray – Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo * Fianarana Katekomena fa manohy mamita ny enti-mody efa nomena

06/06/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Manàna finoana an’Andriamanitra

Alahady 06 jona 2021, andinihina ny lohahevitra vaovao eo amin’ny sahan’ny FJKM : « Anorenana ny maha-kristiana ny finoana ». Ny mpitandrina RANDRIANARISOA Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Marka 11 : 20-24 « Ary nony maraina, raha nandalo izy, dia hitany fa efa nalazo hatramin’ny fakany ilay aviavy. Ary Petera nahatsiahy ka nanao taminy hoe:

01/06/2021 A la une . Antso sy filazana

Miverina misokatra ny fiangonana ny Alahady 06 Jona 2021

Misaotra ny Tompo isika fa miverina misokatra ny Fiangonana. Toy izao ny tsara ho fantatra : 1 – Misokatra isika amin’ny alahady 06 jona 2021 ho avy izao. 2 – Hisy fidirana indroa : – 08:00 – 09:30 3 – Tsy misy fisoratana anarana. 4 – Tsy mbola misy fianarana katekomena sns… 5 – Tsy

30/05/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Fa mifalia satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo

Arahaba ry ilay nohasoavina, ny Tompo momba anao. Alahady 30 mey 2021, alahadin’ny Trinité, fetin’ny Reny, iarahabana manokana ny reny ho feno fiadanan’ny Tompo, fahasambarana. Manasa anao hiombona amin’ny fotoam-pivavahana tarihin’ny FJKM Ambavahadimitafo izay tanterahina isaky ny tokan-trano. « Fa na aiza na aiza no iangonan’ny roa na telo amin’ny Anarako, dia eo afovoany Aho », Matio

22/05/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Fanompoam-pivavahana Alahady Pentekosta 2021

« Fa na aiza na aiza no iangonan’ny roa na telo amin’ny Anarako, dia eo afovoany Aho », Matio 18:20 Manasa antsika hiombona amin’izao fanompoam-pivavahana tanterahina isan-tokantrano izao ny Alahady Pentekosta 23 mey 2021 manomboka amin’ny 9 ora maraina. Lohahevitra FJKM Mey 2021 : « Mampiorina ny mino ny herin’ny Fanahy Masina » Fiderana an’Andriamanitra Salamo 104:30-33 Hira FF4

16/05/2021 Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ary ny Fanahinao tsara dia nomenao Azy

« Fa na aiza na aiza no iangonan’ny roa na telo amin’ny Anarako, dia eo afovoany Aho », Matio 18:20 Aoka hanomana ny fo amam-panahy isika hiombona amin’izao fanompoam-pivahahana Alahady 16 mey 2021 izao mbola handihana ny lohahevitra hoe « Mampiorina ny mino ny herin’ny Fanahy « . Ny hafatr’Andriamanitra entin’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain dia avy ao amin’ny Nehemia

13/05/2021 Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Fanompoam-pivavahana Andro fiakarana 2021

« Fa na aiza na aiza no iangonan’ny roa na telo amin’ny Anarako, dia eo afovoany Aho », Matio 18:20 Andeha isika hiombona amin’izao fandaharana fanompoam-pivavahana Alakamisy 13 mai 2021 izao (Ascension). Mandinika hatrany ny lohahevitra hoe « Mampiorina ny mino ny herin’ny Fanahy Masina » isika amin’ity volana mey ity Fankalazana an’Andriamanitra Apokalypsy 12:10-11Hira 171Vavaka Sitrapon’Andriamanitra Kolosiana 3:1-10Hira

09/05/2021 Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahady 09 mey 2021 : fanompoam-pivavahana iombonana

Am-pifaliana ry havana no hizarana aminao ny fandaharana amin’ity Alahady 09 mey 2021 ity izay hiombonantsika amin’ny 9 ora maraina. Misy ny toriteny video entin’ny mpitandrina RANDRIANARISOA Alain etsy ambany handraisantsika ny hafatr’Andriamanitra. Manasa anao ary hanomana fo amam-panahy ho amin’izany. « Fa na aiza na aiza no iangonan’ny roa na telo amin’ny Anarako, dia eo