Fandaharan'ny Foiben'ny Sampana
SAMPANA FIFOHAZANA
Ny KOMITY LEHIBE sy ny ZAIKABE dia ho tanterahina ny 15 ka hatramin’ny 19 AOGOSITRA 2007.
SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA
Ny KOMITY LEHIBE, ny ZAIKABE ary ny FIHAONAMBE dia ho tanterahina any TOLIARY ny 22 ka hatramin’ny 29 JOLAY 2007
SAMPANA SEKOLY ALAHADY
Ny KOMITY LEHIBE sy ny ZAIKABE dia ho tanterahina any AMBILOBE amin’ny volana AOGOSITRA 2007
SAMPANA DORKASY
Ny KOMITY LEHIBE sy ny ZAIKABE dia ho tanterahina any TSIROANOMANDIDY ny 09 ka hatramin’ny 19 AOGOSITRA 2007;
SAMPANA VOKOVOKO MANGA
Ny KOMITY LEHIBE sy ny ZAIKABE dia ho tanterahina any ANTSIRANANA ny 09 ka hatramin’ny 12 AOGOSITRA 2007.
SAMPANA MPANAZAVA SY TILY
Ny KOMITY LEHIBE sy ny ZAIKABE dia ho tanterahina any ANTSIRANANA ny 02 ka hatramin’ny 05 AOGOSITRA 2007.
SAMPANA FIVONDRONANA LAIKA
Ny FIHAONAMBE sy ny ZAIKABE dia ho tanterahina eto ANTANANARIVO ny 23 ka hatramin’ny 29 AOGOSITRA 2007.
Mandritry ny FIHAONAMBE, dia hisy ny TSENABE izay hatao eo amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahan-tena ny 23 ka hatramin’ny 25 AOGOSITRA 2007.
SAMPANA TANORA KRISTIANA
Ny ZAIKABE sy ny KOMITY LEHIBE dia ho tanterahina any FIANARANTSOA ny 19 ka hatramin’ny 26 AOGOSITRA 2007