Fanasan'ny Tompo in-2 isam-bolana
Tapaka tamin’ny fivorian’ny Mpandray tamin’ny Alahady 27 aprily 2008 teo fa manomboka amin’ny ny volana jiona dia ho in-droa isam-bolana ny Fandraisana ka ny Alahady voalohany sy fahatelo no hanaovana izany.
Izao no hatao dia ho fitarihana ny mpivavaka mba ho afaka hiatrika matetika izany, ary hitondra vaha-olona amin’ireo izay tsy hafaka mandray ny Alahady voalohany.