Faha-145 taona
Hankalazaina amin’ity taona ity ny faha 145 taonan’ny Fiangonana FJKM Ambavahadimitafo.
Toy izao ny fomba hanatanterahana izany:
– 4 may 2008: fotoam-pivavahana lehibe,
– 6 jolay 2008:fetim-Bokatra,
– Fanokanana ny Rihana izay ho tanterahana rehefa vita ny fanefana ny « vola nampindramina » izay hezahina hefaina alohan ‘ny faran’ny taoona 2008