FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fandraisan-tànana Past. Randrianarisoa Alain

Nifandray tànana tamin’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain mianakavy ny fiangonana

Publié le 07 décembre 2020 à 08:12

Alahady faha-2 @ Advento, hibanjinan’ny FJKM ny lohahevitra hoe « Manaiky an’i Jesoa Mesia ny mino »; andro lehibe isaorana sy ankalazana an’Andriamanitra noho ny fifandraisan-tànana eo amin’ny mpitandrina mivady Randrianarisoa Alain sy ny fiangonana. Nitondra ny hafatr’Andriamanitra ny mpitandrina Ralambomahay Hendrininosy, avy ao amin’ny Romana 15 : 7 « Koa mifandraisa ianareo tahaka nandraisan’i Kristy anareo koa,

» Tohiny...

Tratra 100% ny vola hividianana ny fanomezana ho an’ny mpitandrina…

Publié le 30 novembre 2020 à 09:11

Am-pifaliana lehibe no hilazàna amintsika fa efa tratra 100% ny vola hividianana fanomezana ho an’ny mpitandrina, ary efa novidiana ny fanomezana… Araho ny fanentanan’ny Komity

» Tohiny...



Fanentanana Komitin’ny fifandraisan – tanana

Publié le 30 octobre 2020 à 01:10

« Koa mifandraisa ianareo tahaka ny nandraisan’i Kristy anareo koa ho voninahitr’Andriamanitra », Romana 15 : 7 Ry havana malala ao amin’i Tompo, Alahady dimy sisa dia ho tonga ilay fotoan -dehibe nifanomezantsika tamin’ny Tompo sy ny Fiangonana hanatanterahana ny fifandraisan-tanana eo amin’ny Ray aman – dreny Mpitandrina mivady sy ny Fiangonana Ambavahadimitafo. Koa miantso anao hitondra

» Tohiny...

18% no vola voaangona ho amin’ny fifandraisan-tànana

Publié le 25 octobre 2020 à 07:10

Misaotra an’Andriamanitra isika fa afaka miroso hatrany amin’ny fanomanana ny fifandraisan-tànana eo amin’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain mivady sy ny fiangonana @ zoma 4 sy alaady 6 desambra 2020. Ny 18%-n’ny vola no eo am-pelatànan’ny komity ankehitriny ka manana alahady dimy isika hanatrarana ny tanjona 50 millions Ariary izay napetraka. Izany vola izany dia hoentintsika hampitaovana

» Tohiny...

7% ny vola voaangona ho amin’ny fandraisan-tànana

Publié le 11 octobre 2020 à 09:10

Araka ny tatitra avy amin’ny Komity Fandraisan-tànana ny mpitandrina Randrianarisoa Alain dia ny7%-n’ny teti-bola no voaangona hatramin’ny alahady 30 septambra 2020.

» Tohiny...

Fiomanana amin’ny fandraisan-tànana ny mpitandrina Randrianarisoa Alain

Publié le 05 octobre 2020 à 07:10

Toriteny nentin’ny mpitandrina RAKOTONDRABE Ndrianja avy amin’ ny teny fanevan’ny fandraisan-tànana ny mpitandrina Randrianarisoa Alain : « Koa mifandraisa hianareo tahaka ny nandraisan’i Kristy anareo koa ho voninahitr’Andriamanitra », Romana 15:7

» Tohiny...

Fifandraisan-tànana @ ny mpitandrina Randrianarisoa Alain

Publié le 09 septembre 2020 à 09:09

Tapaky ny mpandray tamin’ny fiandohan’ny taona 2020 fa hotaterahina ny « fifandraisan-tànana » amin’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain kanefa nihato izany

» Tohiny...