FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Filazana manjo

Fisaorana noho ny fodiamandrin'i Rabekoto Fleurette

Publié le 02 septembre 2009 à 12:09

Maneho fisaorana ny FJKM Ambavahadimitafo sy ny Mpitandrina mivady ny fianakaviana tamin’ny fampaherezana sy ny fidodododoana noho ny namoizana ny malala Rabekoto Fleurette (Loholona). Andriamanitra loharanom-pahasoavana anie hitahy sy hamaly fitia anareo.

» Tohiny...

Nodimandry i Rabekoto Fleurette

Publié le 20 août 2009 à 12:08

Rabekoto Fleurette dia nodimandry ny 14 Aogositra 2009

» Tohiny...

Nodimandry Ranaivo Andriamanohisoa Lantoharisoa Victor

Publié le 05 août 2009 à 12:08

Nodimandry tamin’ny 26 Jolay 2009 i Ranaivo Andriamanohisoa Lantoharisoa Victor

» Tohiny...

Nodimandry Rasoamanana Razafindramamba Max

Publié le 05 août 2009 à 12:08

Nodimandry i Rasoamanana Razafindramamba Max

» Tohiny...

Nodimandry i Razafindrazaka Minoarinosy Elisabeth

Publié le 15 juillet 2009 à 12:07

« Kanefa raha izaho, dia fantatro fa velona ny Mpanavotra ahy », Joba 19 : 25 a Ry havana malala, izahay zanany, zafiny, zafiafiny,ny iray tampo aminy, ny iray tampo amin’ny vadiny, ny fianakaviana manontolo Dia mankasitraka sy misaotra anareo rehetra nampahery, nampitraka anay tamin’ny fodiamandrin’ny hava-malalanay : Ramatoa RAZAFINDRAZAKA Minoarinosy Elisabeth Ny Tompo anie hamaly fitia

» Tohiny...

Nodimandry i Ranoelisoa Espérance

Publié le 15 juillet 2009 à 12:07

Nodimandry ny 21 Jona 2009 i RANOELISOA Espérance teo amin’ny faha-80 taonany.  

» Tohiny...

Nodimandry i Ranarivelo Barisoa Andriatiana

Publié le 15 juillet 2009 à 12:07

Nodimandry ny 22 Jona 2009 i Ranarivelo Barisoa Andriatiana

» Tohiny...

Nodimandry i RASOLOFOJAONA Lala André

Publié le 10 juin 2009 à 12:06

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay RASOLOFOJAONA Lala André dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny Talata 02 Jona 2009 rehefa nivahiny 60 taona teto an-tany Hoy ny vadiny : RAHARIMALALA Voahangy Nirina Gilberte Ny zanany : RASOLOFOJAONA Lala (Vaomiera Aim-panahy) Ny nofony dia nalevina ny

» Tohiny...

Nodimandry i RAZAFINDRALAMBO Jean Marie David

Publié le 10 juin 2009 à 12:06

Sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny mpanompony RAZAFINDRALAMBO Jean Marie David rehefa nivahiny 75 taona teto an-tany Hoy ny vadiny : RAHAJARISOA Lydia Ny zanany : ANDRIAMAHEFA Manjaka Arthur

» Tohiny...

Nodimandry i Raharijaona Vololona – katekista

Publié le 10 juin 2009 à 12:06

« Efa niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fihazakazahako aho, nitahiry ny finoana aho » Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny havanay RAHARIJAONA Vololona Mbolanirina (teraka RAZAKANIAINA)Diakona, Katekista, Mpampianatra dia nodimandry ny Alakamisy 04 Jona 2009 rehefa nivahiny 59 taona teto an-tany Hoy ny vadiny, RAHARIJAONA Prédon sy

» Tohiny...