FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Vokovoko manga

Fanasana avy amin’ny Tetik’asa mendrika hiara-paly

Publié le 19 février 2010 à 08:02

Ny Tetik’asa Mendrika dia faly manasa antsika hiara-paly sy hiara-hisakafo eo an-jaridaina ny alahady 21 Febroary 2010 aorian’ny fanompoam-pivavahana. Izany no atao dia ho fanatanterahantsika ny fampiarahabàna ny taona 2010. Manantena ny fahatongavantsika maro, samy mitondra ny sakafo sy fitaovam-pihinànany sahaza azy avy.

» Tohiny...

Hiara-hisakafo eo amin’ny zaridainan’ny Tetik’asa Mendrika

Publié le 12 novembre 2009 à 08:11

Mampandre ny mpikambana sy ireo izay te hanantevi-daharana ny sampana fa ny alahady 15 Novambra 2009 dia hisy fiaraha-misakafo izay atao ao amin’ny zaridainan’ny Tetik’asa Mendrika, etsy avaratry ny fiangonana. Iangaviana mba samy hitondra ny sakafony sy ny fitaova-pihinana (vilia sy sotro ary ny vera). Izany dia atao ao aorian’ny fiangonana maraina

» Tohiny...

Conférence momba ny fialàna amin’ny zava-pisotro mahamamo sy zava-mahadomelina

Publié le 12 avril 2007 à 08:04

Conférence natao tao amin’ny Akany Ralibera tamin’ny 28 martsa lasa teo izay nataon’ny dokotera RAFARAMALALA Suzanne miasa ao amin’ny Toby FLM Ambohibao Daty: ALAHADY 28 Mars 2007 Toerana: Akany DANIEL RALIBERA Mpandahan-teny : Dokotera RAFARAMALALA Suzanne Miasa ao amin’ny Toby FLM Ambohibao 1 – Tanjona : Hahatonga ny olona voafatotry ny zava-pisotro mahamamo sy ny

» Tohiny...

Fa maninona moa ny Fiangonana no mifady sy miady amin’ny fisotroana sy fidoroana

Publié le 19 mars 2006 à 08:03

Famelabelarana nataon’dRavelomanantsoa Rivo, filohan’ny Rantsana Fanantenana Foibe FJKM tamin’ny Alahady 19 mars 2006 tao amin’ny Akany Ralibera Daniel Ny Mpandrindra RALAMBOMAHAY Mino no nitarika ny fotoana , notron’ny Mpitandrina RAKOTOARITSIFA. Natomboka tamin’ny vavaka ny fotoana sy teny fohy fanazavana momba ny Tetik’asa ary narahin’ny filazalana momba ny fandaharam-potoana. Dia avy eo , natolotra ny Mpadahan-teny

» Tohiny...