FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

VFL

Vokatry ny VFL ny 03 novambra 2013

Publié le 02 novembre 2013 à 09:11

Amin’ny Alahady 03 novambra 2013 izao no hanatanterahan’ny Vondrona Fototra Laika (VFL) ny fanateram-bokatra. Koa manentana antsika mba hanohana izany hetsika izany ho entin’izy ireo manatontosa ny asan’Andriamanitra

» Tohiny...

Sarin’ny VFL vitsivitsy

Publié le 04 février 2011 à 04:02

Jereo eto ireo sary vitsivitsy nandritra ny fivorian’ny Vondrona Fototra Laika eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo

» Tohiny...

VFL

Fifampiarahabana taom-baovaon’ny Fivondronana Laika Foibe

Publié le 27 janvier 2010 à 08:01

Amin’ny Alahady 31 Janoary 2010 amin’ny 14h30 ao amin’ny FJKM Itaosy dia hisy fanompoam-pivavahana tarihin’ny sampana Fivondronana Laika Foibe mba ho fifampiarahabana noho ny taona vaovao 2010. Hisy ny fiarahana mandray ny Fanasan’ny Tompo amin’izany.

» Tohiny...

VFL

Fisaoarana avy amin’ny VFL noho ny fanaterambokatra 01 Novambra 2009

Publié le 12 novembre 2009 à 08:11

Hisaorana ny vahoakan’Andriamanitra tonga nanotrona ny Vondrona Fototra Laika (VFL) tamin’ny fanantanterahina ny voka-dehibe ny Alahady 01 Novambra 2009. Hisaorana isika rehetra ary ny voninahitra ho an‘Andriamnitra irery ihany . Ny Alahady 15 Novambra 2009 no hanaovana ny tatitra tamin’ny sakafom-pifaliana sy ny voka-dehibe izany dia atao eny an-tokan – tranon’i Randriamahazomanana Jacquis mivady eny

» Tohiny...

VFL

Mivory ny Tetik’asa Mendrika isaky ny Alahady faha-3 amin’ny 3 ora

Publié le 18 octobre 2009 à 08:10

Hanomboka ny Alahady 18 Oktobra 2009 ny fivoriana Mampahatsiahy hatrany ny mpikambana ao aminy ny Tetik’asa Mendrika fa manomboka indray ny fivoriana fanao isaky ny alahady faha-3 amin’ny 15h. Ka amin’ity volana ity dia ny Alahady 18 Oktobra 2009 no hanantanterahana izany ao amin’ny Akany Ralibera Daniel. Raisina an-tanan-droa ireo izay maniry hanatevin-daharana ao amin’ny

» Tohiny...

VFL

Sakafo karakarain’ny VFL ny 25 Oktobra 2009

Publié le 08 octobre 2009 à 07:10

Amin’ny alahady 25 oktobra 2009 ny fiaraha-misakafo karakarain’ny VFL ao amin’ny Akany Ralibera ary efa mivoaka ny karatra amin’izany koa manentana antsika am-pitiavana handray anjara mavitrika amin’ny fividianana ny karatra. Ny karatra dia hitantsika eny amin’ny mpikambana.

» Tohiny...

VFL

Fanateram-bokatry ny VFL ny 01 Novambra 2009

Publié le 30 septembre 2009 à 07:09

Ampahatsiahivina ny mpikambana ao amin’ny sampana Vondrona Fototra Laika (VFL) sy ny vahoaka kristianina fa ny Alahady 1 Novambra 2009 no hotanterahina ny Voka-dehiben’ny VFL. Koa iangaviana ny mpikambana mba hanantona ny birao amin’ny fanolorana ny tonom-bokatra toy ny mahazatra ary samy mitondra ny vokatra ho amidy amin’io alahady io. Izany moa dia haterina mialohan’ny

» Tohiny...