FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

STA

Ho avy Jesoa ka mamerina ny olona ho @ fahalalàna marina ny Soratra Masina

Publié le 10 décembre 2023 à 09:12

Alahady 10 desambra, natokana hitondrana am-bavaka ny Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra (STA), mbola andinihina ny lohahevitra @ity volana ity manao hoe « Ankalazao ny Mpamonjy », nitondran’ny Prezida Synodaly Synodam-paritany Antananarivo Atsinanana, ny mpitandrina ALIOLIHARIMANARIVO Mahabo Saotra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Matio 21 : 15-17 « 15Fa nony hitan’ny lohan’ny mpisorona sy ny mpanora-dàlana ny zavatra mahagaga izay nataony sy

» Tohiny...

Fa ny Mpananatra, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin’ny Ray amin’ny anarako

Publié le 07 mai 2023 à 09:05

Alahady 07 mey 2023, nanatanterahin’ny Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra ny vokatra, andinihina lohahevitra vaovao mandritra ity volana ity manao hoe « Andriamanitra miasa ny Fanahy Masina ». Ny mpitandrina miza-draharaha no nitondra ny Tenin’Andriamanitra araka ny Jaona 14 : 25 – 26 « 25Izany teny izany dia efa voalazako taminareo raha mbola mitoetra eto aminareo Aho; 26fa ny Mpananatra, dia ny

» Tohiny...

Izay rehetra manana dia homena; fa ny amin’izay tsy manana kosa, na dia izay ananany aza, dia halaina aminy

Publié le 11 décembre 2022 à 09:12

Alahady 11 desambra 2022, natokana ho an’ny Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra na Sekoly alahady manerana ny FJKM ary mbola andinihina ny lohahevitra hoe « An’ny Tompo ny Fanjakana« . Ny mpitandrina Rakotoarisoa Heritiana, filohan’ny Sekoly Alahady Foibe no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Lioka 19:11-28 : « 11Raha mbola nihaino izany ny olona dia nandroso niteny ihany Jesosy ka

» Tohiny...

Tahaka ny zanaka manoa

Publié le 10 juillet 2015 à 12:07

Lohahevitra : Manantena ny fihavian’ny Tompo ny mino Alahadin’ny Sampana Sekoly Alahady, 08 desambra 2013,izay nitondrana ny hafatry ny Tompo avy ao amin’ny IPetera 1:13-16 : 13 Koa amin’izany sikino ny sainareo, dia mahonona tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay ho entina ho anareo amin’ny hisehoan’i Jesosy Kristy;14 tahaka ny zanaka manoa, tsy mitondra

» Tohiny...

Fizaràn-doka STA amin’ny alahady 08 septambra 2013

Publié le 05 décembre 2013 à 12:12

Hizara loka ho an’ireo ankizy ny Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra amin’ny Alahady 08 Desambra 2013. Hiangaviana ny ankizy mba ho tonga amin’ny 7ora sy sasany maraina mba hahafahana mandamina ny toeran’izy ireo

» Tohiny...

Miditra mianatra ny Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra

Publié le 15 septembre 2013 à 07:09

Ny Alahady 15 septambra 2013 no hiditra mianatra ny Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra. Koa manentana ny ray aman-dreny rehetra handefa ny zanany hanatrika izany.

» Tohiny...

STA

Fiofanana momba ny fampianarana Sekoly Alahady

Publié le 23 septembre 2009 à 09:09

Ny Sampana sakoly alahady eo anivon’ny synodam-paritany Antananarivo Atsinanana dia mampatsiahy an’ireo mangetaheta sy maniry hampianatra sekoly alahady fa hisy ny fiofanana amin’ny sabotsy 26 Septambra 2009 amin’ny 9h30 ka hatramin’ny 15h ao amin’ny FJKM Ankadindambo Famonjena. Hisy ihany koa ny ”tafika masina” izay atao any amin’ny FJKM Rangaina Fihobiana ny sabotsy 10 sy alahady

» Tohiny...

STA

Ny adidin’ny Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra

Publié le 14 juin 2007 à 09:06

Ny adidin’ny Mpitandrina : – mampianatra sy manofana ny mpampianatra – manara-maso ny ankizy rehetra tokony hianatra Sekoly alahady Ny adidin’ny Ray aman-dreny : – nanaiky teo anatrehan’Andriamanitra sy ny Fiangonana fa “hampiditra ny zanany hianatra Sekoly alahady” – mampirisika ny zanany hiditra ho Sekoly Alahady – manara-maso ny fianaran-janany ao amin’ny Sekoly Alahady –

» Tohiny...

STA

Vokatry ny Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra

Publié le 11 mai 2007 à 09:05

Notanterahana tamin’ny alahady 6 mey 2007 teo ny fanaovambokatrin’ny STA (Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra) hanomanana ny fizarana loka ho an’ny ankizy mpianatra. Fifaliana ho an’izy ireo tokoa izany satria dia izy no nanatanteraka izany fanateram-bokatra izany voalohany tamin’ny nifindrana tao amin’ny temploly nohavaozina.

» Tohiny...