FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Gazety « Akon’Ambavahadimitafo »

Hotohizana indray ny famoahana ny gazety Akon’Ambavahadimitafo

Publié le 09 décembre 2013 à 12:12

Manohy ny famoahana ny gazety Akon’Ambavahadimitafo ny fiangonana ankehitriny, koa natolotra ny fiangonana tamin’ny 01 desambra 2013 teo ireo mpikambana vaovao ao anatin’ny komity : – Ny talen’ny famoahana : RAKOTONIERA Christian Eric – Ny tonian’ny fanoratana : RALAMBOMAHAY Tahiry – Ny mpanoratra : RALAMBOMAHAY Mirana, RAKOTOSOLOFO Andry, ANDRIANARIVELO Tahiriniaina, RANARIJAONA Tsifasoa, MAHETSAKARIVO Mbolaniaina –

» Tohiny...

Gazety natokana ho an’i pasitera Rakotoharintsifa Andrianjatovo

Publié le 06 février 2011 à 08:02

Namoaka laharana manokana natokana ho an’ny pasitera Rakotoharintsifa Andrianjatovo ny gazety Akon’Ambavahadimitafo. Amidy amin’ny vidiny 5000Ar moa izany gazety izany ary azonao raisina eto am-piangonana na koa any amin’i Ramatoa Ranaivoson Faramalala. Ny site web moa dia hamoaka ampahany amin’ireo lahatsoratra ireo hatramin’ny volana Aprily 2011. Anterina eto ny fisaorana an’i Ramatoa Fara, izay nanaiky

» Tohiny...

Gazety Takelaka Aina Vaovao

Publié le 19 février 2010 à 08:02

Mivoaka izao ny laharana volana Febroary 2010 amin’ny Gazety Akon’Ambavahadimitafo. Hisy koa ny gazety avoakan’ny Faculté de Théologie « Takelaka Aina Vaovao » ahitànao lahatsoratra mikasika an’i Pasteur Rakotoharintsifa Andrianjatovo. Ny vidin’izany gazety izany moa dia Ar 1000.

» Tohiny...

Efa nivoaka ny gazety Akon’Ambavahadimitafo Janoary 2010

Publié le 27 janvier 2010 à 07:01

Ilazana isika fa efa nivoaka ny gazety laharana Janoary 2010 ka azontsika vidina eny amin’ny tompon’andraikitra izany.

» Tohiny...