FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Antsan’Ambavahadimitafo

Alahady 14 mey 2023 : SLK sy toriteny an-kira Antsan’Ambavahadimitafo

Publié le 14 mai 2023 à 09:05

Alahady 14 mey 2023, nitondrana am-bavaka ny Sampana Lehilahy Kristiana eto anivon’ny FJKM, mbola hibanjinana ny lohahevitra hoe « Andriamanitra miasa ny Fanahy Masina » mandritra ity volana mey ity. Ny « Antsan’Ambavahadimitafo » no nanatanteraka toriteny an-kira araka ny fizaràna efatra manaraka : Asan’ny Apostoly 1 : 1-8 : « 1Ry Teofilo, ilay boky voalohany dia nosoratako ny amin’izay

» Tohiny...

Miverina mamerin-kira hira ny Antsan’Ambavahadimitafo

Publié le 15 septembre 2013 à 06:09

Manomboka mamerin-kira ny Antsan’Ambavahadimitafo, ny alahady 15 septambra 2013 eny Ambohimangakely ao aorian’ny fotoam-pivavahana, tokan-tranon’andriamatoa Andriamanana Hery mivady

» Tohiny...

Antsa paska 2011

Publié le 31 mai 2011 à 08:05
» Tohiny...

Sarin’ny Chorale zokiny vitsivitsy

Publié le 04 février 2011 à 04:02

Hitanao ato n sarin’ny Chorale Zokiny eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo nandritra ny fivoriana sy ny fandraisan’anjara tao am-piangonana

» Tohiny...

Ny Antoko Mpihira Zokiny eto amin’ny fiangonana

Publié le 03 janvier 2011 à 09:01

Nifanojo indrindra tamin’ny fanirianay ny mba hananan’ny Fiangonana Ambavahadimitafo Antoko Mpihira Zokiny ny fanirian’ny olon-dehibe vitsivitsy teto amin’ny Fiangonana ka nahafahana nampijoro (tsy mbola voatokana tsy akory) ny Antoko Mpihira Zokiny. Nihira voalohany tamin’ny 25 desambra 2010 izy ireo ka nipetraka eo amin’ny ilany andrefana (mahatratra 48 ny Mpihira hatreto) ary nanao fanamiana iraisana. Ny

» Tohiny...