|
Déposé le 08/04/2009 à 05:11:56 par samy
Taorian'ny fandalovan'ny Mpitandrina taty am-pita, dia izao vao nisy niantso : "izao aho vao nanokatra ny site web, ka nahita fa misy hetsiky ny zanaka am-pielezana nandritra ny fandalovan'ny Mpitandrina; ahoana ny momba ny fananganana izany; tsy mila toro-làlana avy any amin'ny ReniFiangonana ve? ". - mila ampirisihana izany ny fianakaviana manana zanaka am-pielezana sy taranaka ivelan'ny Fiangonana hijery ny site web, handraisany vaovao ( Vaomieran'ny Serasera ) - ahoana ny "fiche de renseignement" ( Vaomieran'ny Fanisana ) ? RaR |
Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis
Discussions populaires