Vaomieran'ny Aim-panahy

Actualités

Fitoriana an-kira miaraka amin'i Cristophe Ratrema

Alahadin'ny AFFA miaraka amin'i Cristophe Ratrema ny 13 Septambra 2009, publié le 02/09/2009
» Lire la suite

Alahady 05 avril 2009 : Tantaran'i Joba sy ny fijalian'i Jesoa Kristy

Tantaran'i Joba sy ny fijalian'i Jesoa Kristy no nokarakarain'ny Vaomieran'ny Aim-panahy nandritra ny fotoam-pivavahana Alahady 05 avril 2009 maraina. Jereo ny sary!, publié le 07/04/2009
» Lire la suite

Fanasana tongotra sy fandraisana ny Fanasan'ny Tompo amin'ny fomba hafa ary tantaran'i Joba an-tsehatra

Amin'ny Alahady 05 Avril 2009 dia hisy fanasan-tongotra, tantara an-tsehatra ary fandraisana ny Fanasan’ny Tompo amin'ny Kapôka iray lehibe hiombonana sy mofo iray lehibe hifampizarana, publié le 31/03/2009
» Lire la suite

Niforona ny Vaomieran'ny Aim-panahy

Misy vaomiera antsoina hoe Vaomieran'ny Aim-panahy mitsangana eto amin'ny FJKM Ambavahadimitafo, publié le 14/05/2007
» Lire la suite