SAMPATI

Actualités

Fivoahana an-tsaha SAMPATI XIII ny 28 sy 29 Novambra 2009 tany Ambatomanga

Ny firaisankina nisy teo amin'ny Komitin’ny faha-60 taona sy ny commissions maro (Oraganisation générale, Lieu, Cuisine, Transport, Activités, Uniforme) ary ny fifankatiavan’ny rehetra no nentina nanomana sy nahatanterahan’ny Lasy, publié le 05/01/2010
» Lire la suite