Reportage

» Fiainan-piangonana

Fanapahan-kevitra tapaky ny Mpandray tamin'ny fivoriana Alahady 31 Janoary 2010

Manontany ny hevitry ny fiangonana ny Biraom-piangonana, publié le 19/02/2010
» Lire la suite

» Programan'ny sampana

Fivoahana an-tsaha SAMPATI XIII ny 28 sy 29 Novambra 2009 tany Ambatomanga

Ny firaisankina nisy teo amin'ny Komitin’ny faha-60 taona sy ny commissions maro (Oraganisation générale, Lieu, Cuisine, Transport, Activités, Uniforme) ary ny fifankatiavan’ny rehetra no nentina nanomana sy nahatanterahan’ny Lasy, publié le 05/01/2010
» Lire la suite

» Programan'ny sampana

Sary lasy SAMPATI XIII ny 28 - 29 Novambra 2009 tany Ambatomanga

Jereo eto ny sary, publié le 05/01/2010
» Lire la suite

» Sosialy

Tatitra Asa Sosialy 2009

Ny lahasa sy ny fandaniana nataon'ny Asa Sosialy teto amin'ny FJKM Ambavahadimitafo nandritra ny taona 2009, publié le 05/01/2010
» Lire la suite

» Fetin'ny reny

Niarahaba ny Reny ny Sampana Lehilahy Kristiana noho ny Fetin'ny reny 2009

Nirary soa sy nanolotra fanomezana ny reny tao am-piangonana ny SLK, publié le 10/06/2009
» Lire la suite

» Programan'ny sampana

Fandaharan'ny Foiben'ny Sampana

Fantaro ny programan'ny Foiben'ny Sampana, publié le 12/08/2007
» Lire la suite

» Fihofanana

Fivoriamben'ny Synodam-paritany eny Ambohimalaza Firaisana

Inona no atao hoe Fivoriamben'ny Synodam-paritany?, publié le 29/07/2007
» Lire la suite

» Fihofanana

Nahavita ny fanazaran'asa i Pasitera RAKOTOMANANA Herintsoa Tahiry

RAKOTOMANANA Herintsoa Tahiry dia mpitandrina mpihana-draharaha teto amin'ny fiangonana, publié le 08/07/2007
» Lire la suite

» Fitoriana filazantsara

Tafika masina ataon'ny fiangonana ny 27 Jolay 2007, tarihin'ny Vaomieran'ny Aim-panahy

Efa notiliana dieny mialoha ireo tokan-trano manana olana eo amin'ny mpianakavy, ny Ray, ny Reny na ny zanaka..., publié le 01/07/2007
» Lire la suite

» Fianakaviana kristiana

Tenin'ny mpitandrina noho ny faha-10 taona nitandremana

Teny nataon'ny mpitandrina RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo tamin'ny fankalazana ny faha-10 taona nitandremany teto Ambavahadimitafo, publié le 14/06/2007
» Lire la suite

» Fitoriana filazantsara

Tafika Masina tany Ankadivory Imerintsiatosika

Ny fiainanay tany amin'ny Tafika Masina tany Ankadivory Imerintsiatosika (20 Septembre - 25 Septambra 2005)., publié le 14/06/2007
» Lire la suite

» Construction

Amin'ny 06 Mey 2007 no mifindra ao amin'ny trano fiangonana vaovao

Resadresaka tamin'ny filohan'ny komity faha-X taona, Randriamahazomanana Jacquis, publié le 14/06/2007
» Lire la suite

» Fiainan-piangonana

Lasy lehiben'ny Chorale tany Foulpointe

"Miaina an'i Kristy vao mitory an'i Kristy", io no teny filamantra, publié le 14/06/2007
» Lire la suite

» Fitoriana filazantsara

Mino an'Andriamanitra Ray Tsitoha aho

Fijoroana vavolombelona nataon'ilay Mpitandrina amerikana malaza, Dr Martin Luther King, publié le 14/06/2007
» Lire la suite

» Fiainan-piangonana

Fantaro ny FJKM

Fampahafantarana entin'ny mpitandrina RADIMISAON Jonah,Tonian'ny Departemantan'ny Fiangonana, publié le 14/06/2007
» Lire la suite

» Fiainan-piangonana

Ireo andrarezin'ny fiangonana protestanta malagasy

Ao an-tsaina avy hatrany ireo Mpitandrina telo Rabary, Ravelojaona, Razafimahefa, publié le 14/06/2007
» Lire la suite

» Fitoriana filazantsara

Ny adidin'ny Sekolin'ny Tenin'Andriamanitra

Ny adidin'ny mpitandrina, ny ray aman-dreny, ny mpampianatra..., publié le 14/06/2007
» Lire la suite

» Fitoriana filazantsara

Ndeha hiara-hihira amin'ny Antoko Mpihira Ambavahadimitafo (AMA)

Sehatra iray hitaizana ireo tanora eto anivon'ny Fiangonana ny Chorale, publié le 30/05/2007
» Lire la suite

» Fitoriana filazantsara

Tafika masina roa : Ambohidanerana sy Antambolo

Tohin'ny fitoriana natao tamin'ny 2004, publié le 13/05/2007
» Lire la suite

» Sosialy

Firaisan'ny Dorkasy Telo Trano

Firaisan'ny Dorkasy Telo Trano Ambavahadimitafo, Ambohitantely, Avaratr'Andohalo, publié le 13/05/2007
» Lire la suite

» Fiainan-piangonana

Nalamina ny fomba fiasan'ny Diakona sy Loholona

Fandaminana vaovao ho an'ny Loholona sy Diakona nanomboka ny alahady 6 mey 2007, publié le 11/05/2007
» Lire la suite

» Programan'ny sampana

Fifidianana Diakona - Alahady 22 Aprily 2007

Nizotra tamim-pilaminana tanteraka ny fifidianana Diakona sy ny famoahana ny vokatra tamin'ny Alahady 22 Aprily 2007 teo, publié le 22/04/2007
» Lire la suite

» Fianarana Baiboly

Recyclage pastorale 2007

Hampiofana any amin'ny Synodamparitany "Vavahadin'ny Filazantsara" - Toamasina ny mpitandrina Rakotoharintsifa, publié le 08/04/2007
» Lire la suite

» Construction

Efa akaiky ny fahavitan'ny rihana

"Heverina fa amin'ny faran'ny volana martsa no ho vita tanteraka ny rihana",hoy Atoa ANDRIAMAHATSANGY Lahatra (Ingénieur de contrôle), publié le 23/03/2007
» Lire la suite