Ny Volana sy Kintana no mikarakara ny Fety Krismasy eto amin'ny FJKM Ambavahadimitafo. Manohana ny ankizy ety amin'ny manodidina ny fiangonana koa izy, amin'ny alalan'ny fitsangatsanganana na fitsidihana orinasa, fampitaovana, sns...
» Fantaro eto ny programan'ny fiangonana rehetra