Ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo no ray aman-dreny manapa-kevitra ao amin'ny Vaomieran'ny Aim-panahy.
Ramatoa Ranaivoson Faramalala vadiny kosa dia manokana fotoana maro ao amin'io vaomiera io, ka izy no mandrindra sy mandamina, mitady mpiara-miasa , mamorona programa ary mitady olona manafana an'io Vaomieran' ny Aim-panahy io.
Tamin'ny taona 2007 no niforona ny Vaomieran'ny Aim-panahy. Samihafa noho ny sampana ny vaomiera noho ny firafiny eo anivon'ny fiangonana.
Ny Vaomieran'ny Aim-panahy moa dia niorina indrindra noho ny fitoriana ny Filazantsara eto amin'ny faritr'Ambavahadimitafo sy ny manodidina., publié le 31/03/2009
» Lire la suite