STK

Actualités

Ny Sampana Tanora Kristiana (STK) dia mampivondrona ny sampana tanora sy zatovo rehetra eto amin'ny fiangonana. Manatontosa hetsika ara-koltoraly isan-karazany ny sampana (hira, dihy, teatra...), ary mitaiza ny tanora ho amin'ny fitaizana kristiana