SAMPATI

Actualités

Ny Sampana Manazava sy Tily eto amin'ny FJKM Ambavahadimitafo dia ny SAMPATI XIII. Mitaiza araka ny fomba skotisma ny mpikambana ao aminy izy ary araka ny fitaizana kristiana koa