Album photo

Album photo Seho an-tsehatra : Tantaran'i Joba sy fijalian'i Jesoa Kristy

Miresaka amin’Andriamanitra ny zanany ka eo koa i Satana. Mangataka ireo zanany mba ho faranana amin’izay ny fahefan’i Satana kanefa tsy manaiky Andriamanitra fandrao very ireo mpanaraka azy. Tena tsara tokoa ny midera ny Tompo amin’ny fomba mihavaka tahaka izao. Samy namoaka ny hafaliany daholo ny rehetra Nirodana ny fanjakan'i Joba. Lasa mpantsakan’olona sisa i Sitis vadiny ary nohetezan’ny olona ny volony lavabe ho takalo-mofo. Naneso azy ny olona satria vehivavy bori-loha Tonga ny zanak’i Joba mba hangataka aminy mba  hikorana noho ny Paska. Nanafatra i Joba mba tsy hanao zavatra tsy ankasitrahan’Andriamanitra

Alahady 05 avril 2009 maraina tao amin'ny FJKM Ambavahadimitafo
ajouté le 07/04/2009

Album photo Fandraisana Katekomena Zokiny - Antso 2009

Fotoam-pivavahana manokana ho fanokanana ny Katekomena Zokiny, andiany Antso 2009, tamin'ny Alakamisy 21 May 2009 - Andro Fiakarana
ajouté le 27/05/2009

Album photo Fanokanana rihana 23 may 2009

Fanokanana ny rihana vaovao miaraka amin'ny takela-pahatsiarovana ny 23 may 2009
ajouté le 27/05/2009