Nodimandry ny mpitandrina RANDRIANARISO Alain

“ Hidera ny Tompo amin’ny foko rehetra aho “ SALAMO 9 : 1 “ Fa, izaho, dia ny ho akaikin’Andriamanitra no mahatsara ahy “ SALAMO 73 : 28 “ Andriamanitra no Aro sy Hery ho antsika ” SALAMO 46 : 1
Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty ary ny fiainana mandrakizay no ampandrenesanay anareo ny fodiamandrin’ny hava-malalanay RANDRIANARISOA Alain Mpitandrina tamin’ny alarobia 12 febroary 2025, teo amin’ny faha- 59 ny taonany.