Vaovao

Vatsim-panahy

Filazana

Tetik'asa

» Fiangonana

Fetim-bokatra Alahady 05 Jolay 2009

Fanasana ho amin'ny fetim-bokatra fanao isan-taona eto amin'ny fiangonana, hanasana ny kristiana rehetra, zanaka am-pielezana, ny vahoakan'Andriamanitra rehetra, publié le 01/07/2009
» Lire la suite

» Asa sosialy

Tatitry ny Vaomiera sosialy

Toy izao ny tatitry ny Vaomiera sosialy tamin'ny volana may 2009, publié le 18/06/2009
» Lire la suite

» Fiangonana

Taratasy avy amin'ny Departemantan'ny fiangonana avy amin'ny FJKM

Fitondrana am-bàvaka ny firenena, publié le 02/06/2009
» Lire la suite

» Fiangonana

Izaho izany vehivavy izany

Boky tandrify ny vehivavy amidin'ny Mampiely Baiboly, publié le 02/06/2009
» Lire la suite

» Fiangonana

Hafatra Pentekosta 2009 avy amin'ny FJKM

Hafatra Pentokosta 2009 avy amin’ny Pasteur Lala Rasendrahasina, filohan’ny FJKM, publié le 02/06/2009
» Lire la suite

» STK

TONTOLO ANDRO MIALA VOLY

"Tontolo andro miala voly" ny Asabotsy 30 May 2009 miaraka amin'ny STK Ambavahadimitafo, publié le 28/05/2009
» Lire la suite

» Rihana

Vita tanteraka ny famerenana ny volan'ny rihana

Inty no tatitra farany ataon'ny Komity faha 10 taona sy fananganana rihana momba ny teti-bolan'ny rihana, publié le 26/05/2009
» Lire la suite

» Rihana

Tenin'i Randriamahazomanana Jacquis noho ny fanokanana ny rihana

Teny fanolorana nataon'i RANDRIAMAHAZOMANANA Jacquis, Filohan'ny Komity faha 10 taona tamin'ny Fanokanana ny rihana sy famaranana ny fankalazana ny faha-10 taona nitandreman'ny mpitandrina Dr Rakotoharintsifa Andrianjatovo mivady teto amin'ny FJKM Ambavahadimitafo, publié le 25/05/2009
» Lire la suite

» Faha-10 taona

Tenin'ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo noho ny famaranana ny faha 10 taona sy fanokanana ny rihana

« Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no naha toy izao ahy ; ary tsy foana ny fahasoavany ato amiko » IKor 15, 10. Jereo eto ny sary tamin'ny fanokanana, publié le 25/05/2009
» Lire la suite

» Fiangonana

Nivoaka soamantsara ny hopitaly ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo

Efa niara-nivavaka tamin'ny fiangonana tao amin'ny FJKM Ambavahadimitafo ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo tamin'ny Alahady 03 mey 2009, publié le 06/05/2009
» Lire la suite

» AFFA

Fisaorana noho ny fahatanterahan'ny Fetin'ny Fahazavana 2009

Tontosa soamantsara ny fetin'ny fahazavàna nokarakarain'ny AFFA ho fankalazàna ny faha 25 taona tamin'ny alahady 19 avril 2009, publié le 29/04/2009
» Lire la suite

» Fiangonana

Nahazo Vidéo projecteur

Nisy nanome Vidéo projecteur ny fiangonana!, publié le 08/04/2009
» Lire la suite

» Fiangonana

Tafaverina soa aman-tsara eto Madagasikara ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo

Nanao tatitra momba ny diany tany am-pitandranomasina ny mpitandrina Dr Rakotoharintsifa Andrianjatovo, publié le 07/04/2009
» Lire la suite

» Vaomieran'ny Aim-panahy

Alahady 05 avril 2009 : Tantaran'i Joba sy ny fijalian'i Jesoa Kristy

Tantaran'i Joba sy ny fijalian'i Jesoa Kristy no nokarakarain'ny Vaomieran'ny Aim-panahy nandritra ny fotoam-pivavahana Alahady 05 avril 2009 maraina. Jereo ny sary!, publié le 07/04/2009
» Lire la suite

» Vaomieran'ny Aim-panahy

Fanasana tongotra sy fandraisana ny Fanasan'ny Tompo amin'ny fomba hafa ary tantaran'i Joba an-tsehatra

Amin'ny Alahady 05 Avril 2009 dia hisy fanasan-tongotra, tantara an-tsehatra ary fandraisana ny Fanasan’ny Tompo amin'ny Kapôka iray lehibe hiombonana sy mofo iray lehibe hifampizarana, publié le 31/03/2009
» Lire la suite

» Fiangonana

Lasa any Suisse, Lausanne, Montpellier ary Paris ny mpitandrina Dr Rakotoharintsifa Andrianjatovo (15 Mars - 3 Avril 2009)

Dinidinika any Suisse momba ny Faculté de Théologie, fampianarana, fihaonana amin'ny zanaka am-pielezana..., publié le 23/03/2009
» Lire la suite

» Fifohazana

Famaranana ny jobily faha-15 taonan'ny sampana Fifohazana

Fankalazana ny famaranana ny jobily faha-XV taonan'ny Sampana Fifohazana ny Alahady 22 Marsa 2009 nanomboka tamin’ny 2 ora sy sasany tao amin'ny Akany Daniel RALIBERA, publié le 22/03/2009
» Lire la suite

» Rihana

Vokatra faradoboka ho an'ny Rihana natao rakitra manodidina ny alahady 01 marsa 2009

Ar 6 217 370 no vokatra voaangona raha Ar 1 000 000 teo no tanjona!, publié le 13/03/2009
» Lire la suite

» Rihana

Mbola mahatratra Ar 5 648 693 ny vola haverina amin'ny rihana (28/12/2008)

Toe-bola tamin'ny Desambra 2008 : Ezaka Ar 5 648 693 no hiarahantsika manatanteraka dia vita tanteraka ny rihana!, publié le 28/12/2008
» Lire la suite

» Rihana

Tatitra ara-bolan'ny rihana - 30 Novambra 2008

Famintinana ny toe-bolan'ny rihana ny 30 Novambra 2008, publié le 06/12/2008
» Lire la suite

» Fiangonana

Fetim-bokatra alahady 6 jolay 2008

Hanatratrarana ilay vina voafaritra ao amin'ny teti-bolan'ny Fiangonana izay mitentina Ar 4 000 000., publié le 29/06/2008
» Lire la suite

» Fiangonana

Hafatr'i Mme Fara Rakotoharintsifa noho ny fetin'ny Reny

Fampitàna sy fampatsiarovana mandrakariva ny andraikitra izay tànan'ny tsirairay, publié le 26/05/2008
» Lire la suite

» Faha-10 taona

Ny Sakafom-pifaliana amin'ny 18 mai 2008

Sakafom-pifaliana ny Komity Faha 10 taona, publié le 11/05/2008
» Lire la suite

» Rihana

Famerenam-bolan'ny rihana

Hanao fitadiavam-bola hamerenana ny vola nindramina tamin'ny rihana, publié le 11/05/2008
» Lire la suite

» STA

Fanadinana hiombonan'ny Sekolin'ny Tenin'Andriamanitra

Fanadinana Sekolin'ny Tenin'Andriamanitra, publié le 11/05/2008
» Lire la suite

» SLK

Programan'ny SLK

Hetsiky ny Sampna Lehilahy Kristiana, publié le 11/05/2008
» Lire la suite

» Vaomiera fanisana

Hafatra Pentekosta avy amin'ny FFKM

Ny Pentekosta dia isan'ny vanim-potoana iray itenenan'ny fiangonana ato anatin'ny FFKM, publié le 11/05/2008
» Lire la suite

» Rihana

Toe-bolan'ny rihana Avril 2008

Hitanao ato ny toe-bolan'ny rihana tamin'ny volana Avril 2008, publié le 04/05/2008
» Lire la suite

» Fiangonana

Faha-145 taona

Fankalazana ny faha-145 taona, publié le 27/04/2008
» Lire la suite

» Témoignage

Katekomena zokiny : Famonjena 2008

Fanokanana Katekomena zokiny ny Alakamisty 1 mai : Famonjena 2008, publié le 27/04/2008
» Lire la suite

» Fiangonana

Fanasan'ny Tompo in-2 isam-bolana

Manomboka ny volana Jiona dia ho in-droa isam-bolana ny Fandraisana ny fanasan'ny Tompo, publié le 13/04/2008
» Lire la suite

» Fiangonana

Paska - herinandro masina

Tanteraka soa amantsara ireo fanompoam-pivavahana natao nandritry ny herinandro masina, publié le 23/03/2008
» Lire la suite

» Fiangonana

Fiofanana momba ny fitantanam-bola

Nomena fiofanana mikasika ny fomba fiasa sy ny fitantanam-bola ireo mpiandraikitra ny sampana, publié le 16/03/2008
» Lire la suite

» Fiangonana

Fiarahabana ireo zanaka am-pielezana avy amin'ny Biraom-piangonana

Krismasy 2007 sy taom-baovao 2008, publié le 06/01/2008
» Lire la suite

» Fiangonana

Fankalazana ny krismasy teto Ambavahadimitafo

Maro karazana ny fankalazana ny krismasy 2007 tety amin'ny faritr'Ambavahadimitafo, publié le 29/12/2007
» Lire la suite

» Diakona sy Loholona

Fanokanana loholona sy diakona 23 Desambra 2007

Ny 23 desambra no nanokana sy nandraisantanana ireo loholona sy diakona izay hanatanteraka asa ny 2008- 2011, publié le 23/12/2007
» Lire la suite

» Témoignage

Fanokanana katekomena

Notokanana ny 16 desambra ireo katekomena zandriny andiany "Ampinga", publié le 16/12/2007
» Lire la suite

» Fiangonana

Hafatry ny mpiandraikitra Foibe MF 07/SL XV

Fivoriana ara-potoana faha-7 tany Antsirabe ny 17-24 Oktobra 2007, publié le 27/10/2007
» Lire la suite

» Fiangonana

Akon'ny fivoriamben'ny synodamparitany antananarivo atsinanana ny alakamisy 26 juillet 2007

Mandehana raha mbola manana ny mazava hianareo, publié le 07/08/2007
» Lire la suite

» Tafika masina

Nahitam-pahombiazana ny tafika masina

Tsapa fa dia nahitam-pahombiazana ny tafika masina, publié le 06/08/2007
» Lire la suite

» FKTZo

Ahoana no hiatrehan'ny fianakaviana krstiana ny fahasarotam-piainana misy amin'izao fotoana izao?

Famelabelaran-kevitra ataon'ny FKTZo ny Alahady 22 Jolay 2007 ao amin'ny Akany RALIBERA Daniel Ambavahadimitafo, publié le 29/07/2007
» Lire la suite

» Diakona sy Loholona

Programan'ny fiofanan'ny loholona sy diakona

Programan'ny loholona sy diakona vao lany sy ireo diakona fiandry, publié le 22/07/2007
» Lire la suite

» Dorkasy

Fivoriam-ben' ny Dorkasy eny Mahazoarivo

Hanatanteraka ny fivoriam-be ny Asabotsy 21 Jolay 2007, publié le 22/07/2007
» Lire la suite

» Vaomiera fanisana

Notokanana ny FJKM Ambila Lemaitso Fahasoavana

Notokanana tamin'ny Alahady 15 jolay 2007 ny FJKM Ambila Lemaitso Fahasoavana, publié le 15/07/2007
» Lire la suite

» SLK

Nijoro ny Sampana Lehilahy Kristiana - 13 mey 2007

Resadresaka nifanaovana tamin'ny Filohan'ny SLK (Sampana Lehilahy Kristiana)Ambavahadimitafo,RAVELOJAONA Feno Niriana, publié le 14/07/2007
» Lire la suite

» Fiangonana

Fetim-bokatra 2007

Alahady natokan'ny fiangonana hankalazana ny fetim-bokatra ny alahady 01 Jolay 2007, publié le 01/07/2007
» Lire la suite

» Fiangonana

Zaikaben'ny sampana, sampan'asa ary asa ao amin'ny foibe

Mandritry ny volana JOLAY sy AOGOSITRA ary SEPTAMBRA 2007, no hanatanterahan'ny sampana rehetra misy ao amin'ny FJKM, ny ZAIKABE-ny avy, publié le 24/06/2007
» Lire la suite

» Rihana

Sakafom-pifaliana teny amin'ny Le Capitole

Akon'ny sakafom-pifaliana, ezaka ho an'ny rihana; tatitra tsara ho fantatra, publié le 20/06/2007
» Lire la suite

» Diakona sy Loholona

Fifidianana diakona 2eme tour - 24 jona 2007

Ny alahady 24 jona 2007, aorian'ny fotoam-pivavahana, no ho tanterahina ny fifidianana DIAKONA, fihodinana faharoa, publié le 17/06/2007
» Lire la suite

» Vaomiera Tantara

Vanim-potoana faha-LMS

Tantaran'ny Fiangonana nandritry ny vanim-potoana faha LMS : 1863 - 1898, publié le 17/06/2007
» Lire la suite

» VFL

Fivoriam-ben'ny Vondrona Fototra Laika

Fivoriam-be teny Androhibe ny amin'ny fitadiavam-bola 2006, publié le 14/06/2007
» Lire la suite

» AMA

"Vavaka an-kira ho fanoloran-tena noho ny fahasoavana", fotoana Gospel

Resadresaka tamin'ireo mpitarika hira ao amin'ny AMA, Andrianizahana Simon sy Razakaboay Solofo, publié le 14/06/2007
» Lire la suite

» Fiangonana

Fitsangatsanganan'ny fiangonana teny Bevalala

Tany Mahatolo - Bevalala no natao ny fitsangatsanganan'ny fiangonana, publié le 07/06/2007
» Lire la suite

» AFFA

Fetin'ny fahazavana 2006

Fetin'ny fahazavana, izay fanaony isan-taona ny AFFA., publié le 07/06/2007
» Lire la suite

» Rihana

Fifindrana tao amin'ny fiangonana vaovao misy rihana

Notanterahana tamin'ny ny alahady 6 mey 2007 maraina teo ny fiverenana tao amin'ny tempoly nohavaozina, publié le 07/06/2007
» Lire la suite

» AMA

Répétition Gospel teny Ambatofotsy Avaradrano

Famerenana ho amin'ny Concert de Noel Gospel nataony tamin'ny 23 desambra 2007 teo, publié le 07/06/2007
» Lire la suite

» AFFA

Vokatra teo amin'ny Akany Ralibera Daniel

Fanateram-bokatry ny AFFA ny 04 Febroary 2007, publié le 07/06/2007
» Lire la suite

» Fiangonana

Ora fidiran'ny fiangonana manomboka ny Alahady 03 Jona 2007

Amin'ny 9 ora maraina foana no ora fidiran'ny fiangonana isaky ny alahady, publié le 30/05/2007
» Lire la suite

» AMA

Paska 2006 sy ny AMA

"Ary tamin'izany pilato dia nanolotra Azy taminy mba hohomboana amin'ny hazofijaliana" Jaona 19:16, publié le 29/05/2007
» Lire la suite

» SLK

Nitsangana ny Sampana Lehilahy Kristiana

Tafatsangana ny Alahady 13 mey 2007 ny SLK (Sampana Lehilahy Kristiana), publié le 14/05/2007
» Lire la suite

» Vaomieran'ny Aim-panahy

Niforona ny Vaomieran'ny Aim-panahy

Misy vaomiera antsoina hoe Vaomieran'ny Aim-panahy mitsangana eto amin'ny FJKM Ambavahadimitafo, publié le 14/05/2007
» Lire la suite

» Fiangonana

Natolotra ny Fivorian'ny mpandray ny Katekomena zokiny

9 mianadahy ny Katekomena Zokiny, publié le 14/05/2007
» Lire la suite

» Fiangonana

Assemblée génerale - 11 fevrier 2007

, publié le 13/05/2007
» Lire la suite

» AFFA

Ankizy sy zatovo mamiratra amin'ny lafiny rehetra

Korana natokana ho fitoriana ny filazantsara ho an'ny ankizy, publié le 13/05/2007
» Lire la suite

» Rihana

Ireo efa vita sy ny mbola hilana ezaka momba ny rihana

Gorodona, alitara, hazavana..., publié le 13/05/2007
» Lire la suite

» FKTZo

Vokatry ny FKTZo

Voka-dehiben'ny FKTZo ao amin'ny Akany Ralibera Daniel, publié le 13/05/2007
» Lire la suite

» Faha-10 taona

Gazety manokana noho ny faha-10 taona nitandremana

Gazety "Edition spéciale" noho ny Faha-10 taona nitandreman'ny mpitandrina Dr Rakotoharintsifa Andrianjatovo mivady, publié le 11/05/2007
» Lire la suite

» SLK

Hatolotra ny fiangonana ny biraon'ny SLK

Haseho ny fiangonana amin'ny alahady 13 mey 2007 ny birao mitantana ny SLK, publié le 11/05/2007
» Lire la suite

» STA

Vokatry ny Sekolin'ny Tenin'Andriamanitra

Vokatry ny Sekolin'ny Tenin'Andriamanitra (STA) ho fanomanana ny fizarana loka - [alahady 06 mey 2007], publié le 11/05/2007
» Lire la suite

» Témoignage

Fandraisana Katekomena zokiny

Ho tokanana Mpandray ny fanasan'ny Tompo ny Katekomena Zokiny, publié le 11/05/2007
» Lire la suite

» Rihana

Misokatra ny trano fiangonana vaovao

Ny STK no niandraikitra ny fanisana ny olona tonga nivavaka tamin'ny alahady fanokafana indray ny trano nitarina - [alahady 06 mey 2007], publié le 06/05/2007
» Lire la suite

» Rihana

Te handray anjara amin'ny fanamboarana rihana ve ianao?

Hitanao eto ny toro-làlana raha toa ianao ka te handray anjara amin'ny fananganana ny rihana. Ankafizo ny sary!, publié le 06/05/2007
» Lire la suite

» AMA

Assemblée Génerale chorale ny alahady 04 febroary 2007

FIvoriam-be ara-potoana nanavaozana ny birao mpitantana, publié le 14/04/2007
» Lire la suite

» Fiangonana

Tenin'ny mpitandrina RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo noho ny Paska ary ny programan'ny fiangonana

Tenin'ny mpitandrina RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo noho ny Paska 2007, publié le 12/04/2007
» Lire la suite

» STK

Sortie STK teny Ambohimalaza

Teny amin'ny Sekoly Vinet Ambohimalaza ny 10 mars 2007 ny sortie nataon'ny STK, publié le 23/03/2007
» Lire la suite

» Fifohazana

Fivoriam-be, fifidianana birao

Assemblée Générale, sampana Fifohazana 11-03-2007, publié le 23/03/2007
» Lire la suite

etoilesArticles les plus vus

Isika samy isika

Antso & filazana, Mariazy, Batisa, Filazana manjo...

» Entrer