FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Ny Sekolin’ny tenin’Andriamanitra na Sekoly alahady dia mampianatra ny Soratra Masina amin’ny Ankizy sy ny Zatovo. Isaky ny alahady maraina amin’ny 8 ora latsaka fahefany ny fotoana fianarana