FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Dorkasy

Ny Sampana Dorkasy dia manatanteraka fivoriana isaky ny Talata maraina. Amin’izany fotoana izany no andinihina lohahevitra samihafa mikasika ny Soratra Masina na Fiainana an-davan’andro koa