FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Ny A.M.A no antoko mpihira (chorale) eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo. Nankalaza ny faha-30 taonany tamin’ny 2009 izy. Isaky ny asabotsy hariva amin’ny 2 ora sy sasany , ny alahady tolak’andro amin’ny 3 ora ny fivoriany sy famerenan-kira koa hasaina am-pitivana ihany koa ireo maniry hanan-tevi-daharana ny asa fanompoana mba ho tonga amin’ny ireo fotoana ireo