Toriteny Alahady 21 Febroary 2010, mikasika ny karemy, fifadian-kanina : Ahoana no ahafahantsika mandray an'i Jesoa Kristy ho modely amin'ny fiainam-bavaka ?, publié le 26/02/2010
» Lire la suite
Raha mitandrina ny didiko hianareo dia hitoetra amin'ny fitiavako tahaka ny nitandremako ny didin'ny Raiko sy ny hitoerako amin'ny fitiavana, publié le 19/02/2010
» Lire la suite
Ny mpitandrina sady Zanaka am-pielezana RAKOTOARISON Solofo no nitondra ny tenin'Andriamanitra : tena fantatsika ve Jesoa Kristy?, publié le 27/01/2010
» Lire la suite
Toriteny nataon-dRamatoa Faramalala RANAIVOSON ny Alahady 27 desambra 2009, vady navelan'ny mpitandrina RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo, publié le 02/01/2010
» Lire la suite
Toriteny nataon'i Ramatoa ANDRIANOELINA Fara, Diakona sy Katekista ao amin'ny FJKM Ambavahadimitafo momba ny asa., publié le 30/11/2009
» Lire la suite
Fa izay rehetra manao ratsy dia mankahala ny mazava sady tsy manatona ny mazava, fandrao hita miharihary ny asany; fa izay manao ny marina kosa dia manatona ny mazava mba haseho ny asany, fa atao amin'Andriamanitra izany, publié le 18/11/2009
» Lire la suite
Toriteny nataon'ny Mompera Jean Noel mitondra ny lohahevitra hoe "Ho an’izay voaantso, na Jiosy na Jentilisa, dia Jesoa Kristy no herin’Andriamanitra sy fahendren’Andriamanitra", publié le 12/11/2009
» Lire la suite
Mikeleza aina mba ho olona voazaha toetra eo imason'Andriamanitra ka ho mpiasa tsy mahazo henatra eo amin'ny asany, mamoaka tsara momba ny teny fampianarana mari-pototra, publié le 30/10/2009
» Lire la suite
Toriteny tamin'ny Alahady 18 Oktobra 2009, alahady ny Sampana Lehilahy Kristianina : "Raha misy olona miteny, dia aoka izy hiteny toy ny milaza tenin'Andriamanitra",I Pet 4 : 11a, publié le 21/10/2009
» Lire la suite
"Manantona ianao ka mihainoa izay rehetra holazain'i Jehovah Andriamanintsika ary aoka hilaza aminay izay rehetra holazain'i Jehovah Andriamanintsika aminao dia ho henoinay ka arahinay izany", publié le 14/10/2009
» Lire la suite
Toriteny tamin'ny fanokafana any fankalazana ny faha-60 taonan'ny sampana Tily sy Mpanazava eto amin'ny FJKM Ambavahadimitafo : "Ary izay endry dia hamirapiratra toy ny famirapiratry ny lanitra ; ary izay mamerina ny maro ho amin'ny fahamarinana dia ho tahaka ny kintana mandrakizay doria", publié le 08/10/2009
» Lire la suite
Toriteny izay hita ao amin'i Jaona 4, 46-54 izay milaza indrindra ny nanasitranan'i Jesoa Kristy ny zanaka lahin'ilay tandapa iray tao Kapernaomy. Nijoro vavolombelona ny mpitoriteny tamin'io alahady io, publié le 08/10/2009
» Lire la suite
Fifofanana nokarakarain'ny Firaisan'ny Sampana eto amin'ny FJKm Ambavahadimitafo notarihan-dRamatoa Ranaivoson Fara, publié le 04/10/2009
» Lire la suite
Toriteny 20 Septambra 2009 momba ny fahatokiana an'Andriamanitra araka ny Salamo 125 : 1-5, publié le 23/09/2009
» Lire la suite
Toriteny nataon'ny mpitandrina Rakotonoeliarimanana mikasika ilay fomba fiteny malagasy hoe : "hamisavisana ny ratsy no hiavian'ny soa" tamin'ny alahady 06 septambra 2009, publié le 08/09/2009
» Lire la suite
Toritenin'ny mpitandrina Andrianary Jean Philémon momba ny Jaona 13:34-35:Didy vaovao no omeko anareo dia ny mba hifankatiavanareo, eny aoka tahaka ny nitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa, izany no ahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo raha mifankatia, publié le 02/09/2009
» Lire la suite
Ary rehefa nahazo izany izy, dia nimonomonona tamin'ny tompon-trano ka nanao hoe: Ireo olona farany ireo dia niasa ora iray monja, kanefa nataonao mitovy aminay, izay niaritra ny fahatrotrahana sy ny hainandro. Fa izy namaly ka nanao tamin'ny anankiray amin'ireny hoe: Ry sakaiza, tsy mba manao izay tsy marina aminao aho; tsy efa denaria va no nifanekenao tamiko? Raiso ny anao, ka mandehana; fa ilay farany dia tiako homena toraka ny anao koa. Tsy mahazo manao izay tiako amin'ny ahy va aho? Ratsy va ny masonao, satria tsara aho? Dia toy izany, ny farany ho voalohany, ary ny voalohany ho farany., publié le 27/08/2009
» Lire la suite
Zava-dehibe ny fihavànana amin’ny namana na ny fihavanana amin’ny rahalahy. Ahoana ry havana ny ahalavorary izany fihavanana amin’ny rahalahy izany ?Ahoana no ahatonga ny fifandraisan’ny kristianina amin’ny rahalahany ho araka ny sitrapon’Andriamanitra na ho ankasitrahan’Andriamanitra ?, publié le 20/08/2009
» Lire la suite
Toriteny tamin'ny alahady 09 aogositra 2009 momba ny fitiavana sakaiza nataon-dramatoa Andrianoelina Fara, katekista teo aloha, publié le 13/08/2009
» Lire la suite
Efa renareo fa voalaza hoe:"Tiava ny namanao" (Lev.19.18), ary mankahalà ny fahavalonao. Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Tiava ny fahavalonareo, ary mivavaha ho an'izay manenjika anareo mba ho tonga zanaky ny Rainareo Izay any an-danitra hianareo; fa Izy mampiposaka ny masoandrony amin'ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy ary mampilatsaka ny ranonorana amin'ny marina sy ny tsy marina., publié le 05/08/2009
» Lire la suite