Commentaires pour FJKM Ambavahadimitafo

Commentaires sur Toriteny 10 aprily 2011 : Raha misy manaraka Ahy ka tsy mankahala ny rainy sy ny reniny sy ny vadiny sy ny zanany sy ny rahalahiny sy ny anabaviny, eny, ary ny ainy koa aza, dia tsy azo ekena ho mpianatro izy par RAZANADRAKOTO Haritsima
Androany 11 Febroary 2012 aho sendra mba nijery teto de nahare ny toriteninao Ramatoa. Nahafinaritra ahy ny nihaino ilay izy, ary de variana teto aho nihaino azy hatramin’ny farany. Mahereza Ramatoa de tohizo hatrany. Nahazo hery be aho teto am-pihainoana ny toriteninao, dia mba mizara aminao sy izay mamaky koa. Fa loharano tsy ritra ho an’izay rehetra reraka sy misedra zavatra sarotra ny Tenin’Andriamanitra voatory marina, satria mitondra antsika olombelona malemy ho eo anilan’ilay Tompon’ny hery rehetra. Koa aza maniry na mangataka ny hanana ny hery sy ny zavatra na ny vahaolana rehetra. Mandehàna amin’izao herinao izao. Ary eo ampototry ny hazo fijalian’ny Tompo no antoka ho antsika. Mahereza mivavaka avokoa! P Tsima, Montpellier

Commentaires sur Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany; koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra par ratefiarison tojo andriamahery
miarahaba anareo @ anaran’ny Jeso Tompontsika ho.

finaritra aho namaky ny fampianarana sy fanazavana ny paska.

ka manery ny tenako hanoratra izao etahetako izao.

te hafantarta bebekokoa ny tenin’Andriamanitra ny filazan-tsara aho nefa tsy mbola ampy izay efa rehako ka mitarika fisalasalana ny tena hoe; iza ,o tena marina (satria milaza fa tena @oui daholo izay manambara ny). te anontany koa ho hoe ; misy firy moa izao jesosy izao.

Commentaires sur Ary izy ireo naharitra tamin’ny fampianaran’ny Apostoly sy ny fiombonana sy ny famakiana ny mofo ary ny fivavahana par poussin
Tena fankaherezana ho ahy aty an -tany lavitra aty ny famakiana ny teny masina izay atolotra ho ahy ,voninahitra ho an’Andriamanitra

Commentaires sur Fanazàvana momba ny atao hoe Fanokanana mpitandrina par Herve
Faly miarahaba ny fiangonana Ambavahadimitafo izahay, miarahaba manokana ny mpitandrina vaovao sy ny vady aman-janany, mirary soa hahavita be sy hahery eo anatrehan’ny andraikitra mavesatra. Eto izahay dia manainga ny rehetra mba hanohana ny Pasitera vaovao, aza avela hiady irery izy, fiangonana feno fahasovana isika ka raha tsy hay ny manolokolo azy dia aza taitra isika raha feno ratra sy fahoriana ny ho avy. Mahereza daholo ary aoka ny Fitiavan’i Tompo no hanjaka, manantena aho fa nomen’Andriamanitra  Fahendrena daholo isika hiatrika dingana vaovao miaraka amin’ny Mpitandrina vaovao. Mahaiza mihaino ny Tompo daholo isika rehetra ary aoka ny sitrapony no tanterahana. Mahereza.

Commentaires sur Fa raha izaho sy ny ankohonako kosa, dia hanompo an’i Jehovah izahay par poussin
Ary izao sy ny ankohonako dia hanompo an’i jehovah izay ,efa nampetrako teo ampelantananao ry Ray ny ho aviko sy ny ankohonako t@ alalan’ny sakrametan’ny mariazy ,ary izao dia mahantsapa tanteraka fa noho Izy no naha toy izao anay.

Dera,sy Haja ary Voninahitra ho an’Andriamanitra.

Commentaires sur Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany; koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra par poussin
misaotra anareo mpikarakara ,sy ny pasteur Rakotoniera ,ary mba mangataka vavaka ho an’ireo rehetra aty am,-pitandranomasina ,voninahitra ho an’andriamanitra .

Commentaires sur Henoy izao, ry firenena adala sady tsy manan-tsaina, izay mana-maso, fa tsy mahita, ary manan-tsofina, fa tsy mandre par poussin
Misaotra nohon’ny fampaherezana sy ny toriteny izay nalefanareo anay ,

Commentaires sur Koa niara-nalevina taminy tamin’ny batisa ho amin’ny fahafatesana isika, mba ho tahaka ny nananganana an’i Kristy tamin’ny maty tamin’ny voninahitry ny Ray no handehanantsika kosa amin’ny fiainam-baovao par Jean Raveloarison
Mitsahatra aminy asany izy, ary ny asany manaraka azy.

Inona no hevitry io fehezan-teny io?

Miandry valiny avy amin’i pasitera.

Misaotra tompoko

Commentaires sur Te hampitombo ny fanantenana ao aminao Kristy : mila miankina amin’Andriamanitra isika kristianina: par RAZANADRAIBE JOEL ALBERT
Manapaniriana ny ahazo mana isanandro

Commentaires sur Henoy izao, ry firenena adala sady tsy manan-tsaina, izay mana-maso, fa tsy mahita, ary manan-tsofina, fa tsy mandre par HARISON Joseph Gabriel
Misaotra indrindra amin’ny toriteny sy ny fampaherezana isan-karazany,Jehovah Andriamanitra anie  hombatsika tsirairay avy.