FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Jobily 150 taona

Toe bolan’ny faha-150 taonan’ny fiangonana aogositra 2013

Publié le 15 septembre 2013 à 05:09

Toe bolan’ny faha-150 taonan’ny fiangonana aogositra 2013 Vola niditra – ezaka rarivato : 1 301 000Ar (1301 vato) – raki-pisaorana : 40 000Ar – rakitra faha-2 : 3 860 936 Ar – fanomezana avy amin’ny zanak’ampielezana (marseille): 6 248 000Ar – Sampana Fifohazana : 100 000Ar Raha totaliana ireo vola niditra ireo dia manome 11

» Tohiny...

Fanazavana voalohany ny Teny Faneva faha-150 taona

Publié le 25 juillet 2012 à 09:07

Indro entina eto ny fanazavana ny teny fanevan’ny fankalazana ny Jobily faha-150 taonan’ny FJKM Ambavahadimitafo. Natao indrindra izany ho toro-làlana ho an’ireo izay nomen’Andriamanitra talenta amin’ny famoronana ny hira faneva sy ny logo.

» Tohiny...

Fifaninana Hira faneva sy logo faha-150 taona

Publié le 17 juillet 2012 à 09:07

Efa misokatra nanomboka ny alahady 15 jolay 2012 teo ny fifaninana hira faneva sy sary famantarana (logo) ho amin’ny fankalazana ny faha-150 taonan’ny FJKM Ambavahadimitafo. Toy izao manaraka izao ny fitsipika ny amin’izany : Teny faneva : « Ary aoka ho aminay ny fahasoavan’ny Tompo Andriamanitray; Ary ampitoero aminay ny asan’ny tànanay » Salamo 90 : 17

» Tohiny...

Tsiahy vetivety an’ny FJKM Ambavahadimitafo

Publié le 21 juin 2012 à 06:06

1863 – 2013: 150 taona no nanorenana ny Fiangonana Ankadibevava-Ambavahadimitafo, ary ho feno 150 taona koa no nitokanana azy. Tsiahy fohy ny amin’ny nidiran’ny fivavahana kristiana, ireo vanim-potoana nanamarika, ireo mpitandrina nifandimby, ny trano fiangonana, ny maha reny fiangonana an’Ambavahadimitafo, ny fetim-bokatra, ny fanokanana ary ny sehatry ny fitaizana

» Tohiny...

Ndao hiara-hiasa hanavao ny Akany Ralibera Daniel

Publié le 19 juin 2012 à 09:06

Ny komitin’ny fankalazana ny faha-150 taonan’ny fiangonana dia miantso ny zanaky ny fiangonana rehetra manana traikefa manokana amin’ny tao-trano : ingénieur en BTP, architecte, Cabinet d’études….mba hiara hifanome tànana amin’ny komity amin’ny fandinihana ny asa ho atao tsangambaton’ny fankalazana dia ny fanamboarana ny Akany Daniel Ralibera. Ireo izay te handray anjara dia iangaviana mba hiantso

» Tohiny...

Ary aoka ho aminay ny fahasoavan’ny Tompo Andriamanitra; ary ampitoero aminay ny asan’ny tànanay

Publié le 13 juin 2012 à 08:06

Toriteny alahady 20 mai 2012, fotoam-panokafana ny Jobily faha-150 taonan’ny FJKM Ambavahadimitafo

» Tohiny...

Nosokafana tamin’ny 20 mey 2012 ny Jobily faha-150 taonan’ny FJKM Ambavahadimitafo

Publié le 12 juin 2012 à 08:06

1863 – 2013 . Hatratra ny 150 taona niorenany ny Fiangonana Ambavahadimitafo. Haharitra erintaona ny fankalazana izany: natomboka ny 20 mey 2012 ary hitohy mandritra ny taona 2013.

» Tohiny...

Fanokafana ny Jobily faha-150 taona

Publié le 14 mai 2012 à 07:05

Amin’ny alahady 20 mai 2012 no hanokafana ny fankalazana ny Jobily faha-150 taonan’ny FJKM Ambavahadimitafo. Ny teny faneva noraisina dia ny ao amin’ny Salamo 90, 17 : « Ary aoka ho aminay ny fahasoavan’ny Tompo Andriamanitray; Ary ampitoero aminay ny asan’ny tànanay; Eny, ny asan’ny tànanay, ampitoero izy.  » Koa manasa ny rehetra ho tonga maro

» Tohiny...