Vaovao

Vaovao rehetra manodidina ny FJKM Ambavahadimitafo

Hafatry ny Advento 2010

berger

Ry Havana malala ao amin’ny Tompo ! Mandia vanim-potoana vaovao ny Fiangonana Kristiana manerana izao tontolo izao dia ny Alahady Voalohany amin’ny Advento sady miditra amin’ny Taom-Piangonana vaovao ihany koa anio 28 Novambra! Miarahaba antsika mpianakavin’ny Finoana rehetra noho izany sady maniry … Vakio

Nodimandry i Marie Ambourger, mpamorina ny MAMRE

Ny FJKM, ny synodam-paritany Antaninarivo Atsinanana, ny Masera MAMRE sy ny komity dia mampandre antsika ny fodiamandrin’i Marie Ambourger izay nanorina ny Fikambanana Masera MAMRE eto Madagasikara, tamin’ny alahady 18 Aprily 2010, ny nofony dia efa voalevina tany Kemper tamin’ny … Vakio

Mariazin'i Andrianarimamonjy Andoniaina Riantsoa Tantely Dominique sy Raherilazamalala Haingotiana Laurence

Andrianarimamonjy Andoniaina Riantsoa Tantely Dominique sy Raherilazamalala Haingotiana Laurence: Asabotsy 1er Mai 2010 amin’ny 10h eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo.

Fivorian’ny Sokajy II ny 27-02-2010

Ny Loholona sy Diakona ao amin’ny sokajy faha2 dia hanantanteraka ny fanomànana sy ny fiofànana ny asa ny 28 sy ny 7 Martsa 2010 amin’ny asabotsy 27 Febroary 2010 manomboka amin’ny 11h eny an-tokantranon’i Atoa Randriamahazomanana Jacquis mivady eny Alasora, … Vakio

Fivorian’ny Sokajy III ny 20-02-2010

Antsoina ny Loholona sy Diakona sokajy faha-3 fa hanantanteraka fitokonana ny asabotsy 20 febroary 2010 ao amin’ny Tobin’ny Masera MAMRE Ambavahadimitafo. Iriana indrindra ny ahatongavantsika amin’ny 7h45 amin’izany.