Vaovao

Vaovao rehetra manodidina ny FJKM Ambavahadimitafo

Nalamina ny fomba fiasan'ny Diakona sy Loholona

Fandaminana vaovao ho an’ny Loholona sy Diakona nanomboka ny alahady 6 mey 2007 Vakio

Ora fidiran'ny fiangonana manomboka ny Alahady 03 Jona 2007

Amin’ny 9 ora maraina foana no ora fidiran’ny fiangonana isaky ny alahady Vakio

Gazety manokana noho ny faha-10 taona nitandremana

Gazety "Edition spéciale" noho ny Faha-10 taona nitandreman’ny mpitandrina Dr Rakotoharintsifa Andrianjatovo mivady Vakio

Fifindrana tao amin'ny fiangonana vaovao misy rihana

Notanterahana tamin’ny ny alahady 6 mey 2007 maraina teo ny fiverenana tao amin’ny tempoly nohavaozina Vakio

Ireo efa vita sy ny mbola hilana ezaka momba ny rihana

Gorodona, alitara, hazavana… Vakio