-
Lahatsoratra farany
- Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Fanokafana ny Jobily faha-150 taona
- Ekenareo ve ny andraisan-tanana ny Mpitandrina Rakotoniera Eric eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo?
- Mandringana sy mandevina ny ratsy Andriamanitra
- Fa Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangina ianao, ka mivoaha aminy. Ary ny demonia, nony namotraka azy teo afovoan’ny olona, dia nivoaka taminy, nefa tsy naharatra azy
Fanamarihana
- robena dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Jean Raveloarison dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Nadine ANDRIANAVALONA dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- RAKOTO dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- rabemananjara dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
Newsletter
Chargement...
Mariazy
Mariazin'i Andrianarimamonjy Andoniaina Riantsoa Tantely Dominique sy Raherilazamalala Haingotiana Laurence
Andrianarimamonjy Andoniaina Riantsoa Tantely Dominique sy Raherilazamalala Haingotiana Laurence: Asabotsy 1er Mai 2010 amin’ny 10h eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo.
Ratsimbazafy Herijaona Olivier sy Ravelomahery Voahary Nasandratra
Hohamasinina eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny fanambadian’i Ratsimbazafy Herijaona Olivier sy Ravelomahery Voahary Nasandratra.
Ramanantsoa Jean Philémon sy Raobinanahary Mamisoa
Hotanterahina eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny asabotsy 28 Novembra 2009 amin’ny 10ora sy sasany maraina ny fanamasinana ny fanambadian-dRamanantsoa Jean Philémon sy Raobinanahary Mamisoa
Raveloson Hery Nandrianina sy Razafimbelo Ramarosandratana Vonintsoa Mariska
Hotanterahina eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny asabotsy 05 Décembre 2009 amin’ny 10 ora sy sasany maraina ny fanamasinana ny fanambadian-dRaveloson Hery Nandrianina sy Razafimbelo Ramarosandratana Vonintsoa Mariska
Andriamorasata Andry sy Rabetrano Mirana
Hotanterahina ao amin’ny FJKM Anosimanjaka ho an’i Kristy ny alahady 06 Décembre 2009 amin’ny 9 ora sy sasany maraina ny fanamasinana ny fanambadian’Andriamorasata Andry sy Rabetrano Mirana
